Ilay fombafomba tsy hatao direct

1. salmo ( 03/12/2006 22:29)
Ny akamaroany mpifankahita an-tsekoly matetika dia misy hamatarana ny mombamombany tsirairay. Dia mahatonga fifantokisana amin'ny afa, ka samy mifanao mpinamana amin'ny maha samy mpianatra ny iray kilasy.
Ny zavatra mitranga anefa dia efa tany an-tsekoly Mscar, hatraty España.

Ilay fombafombany gasikara no tena tsy lasa.
Ny fidirana eo ambaravaran-tsekoly no tena makarary ny olona, fa misy tonga de mikapoka be tsy amin'ny antony. Ary fitorahana taratasy kotsakotsa be avy any am-bava sy fidaladalana eo amin'ny masony mpianatra no tena mahagaigy.

Ry zareo españa ndray de miseo be saina.
Ny fandehanana eo amin'ny lalan-tsaran-tsekoly no tena makarary ny olona, fa misy tonga de mamingana sy manosika tsy amin'ny antony. Ary ilay fisikisinana sy mitolotolona amin'ny maha olona hivelany firenena eo amin'ny masony mpianatra no tena mahagaigy.

hampitandrina aho @ manaraka:-w:-w
répondu par Papoose le 07/12/2006 20:03
2. fasaly ( 03/12/2006 22:33)
manana blem kely any mapenarana mitsy i salmo tato ho ato famiresaka ny any mapenarana fona an!:?:roll::-D
3. salmo ( 03/12/2006 22:55)
fasaly> tsy bleme mintsy zany. fa fomba etiny vhv hitadiavana zavatra :-D:-D
4. Papoose ( 03/12/2006 23:03)
tena tsy azoko tsara mihitsy le dinika le azaaaa!
5. Zina ( 03/12/2006 23:52)
atraty ko
6. Fiffi ( 04/12/2006 05:51)
atraty ko
7. MTN ( 04/12/2006 06:32)
atraty ko
8. fasaly ( 04/12/2006 06:46)
'zay zany mitsy e!:P
9. fiderana ( 04/12/2006 11:29)
hitady zavatra aminao ve dia mitoraka sy mamingana, mba tsy lasa kosa raha izany , mba mitalaho sy mipitrapitra rehefa mitady zavatra aman'olona ,raha tsy hoe ngaha totohondry sy tehamaina no tadiaviny8)
10. Fiffi ( 04/12/2006 15:09)
zay zany mitsy e !:)
11. Papoose ( 04/12/2006 18:06)
fa atao direct mankaiza ko klo e!gaosy sa diroaty sa ambony sa ambany sa santra!:roll:
12. simplex ( 04/12/2006 21:12)
:-D:-D:-D
izy rehetra :°):-D:-D
13. fasaly ( 04/12/2006 21:43)
tena tsilobody zany ity dinika ray ity tsy hita zay lohany sy ny derrière:roll::roll::roll::roll:
14. cutie ( 04/12/2006 22:01)
:-D:-D:-D:-D
15. Papoose ( 05/12/2006 06:50)
Fiffi:

zay zany mitsy e !:)



zah koa zany mihitsy :lol:
16. andry08 ( 05/12/2006 12:25)
:?::?:
17. cutie ( 05/12/2006 14:37)
tara andry :-D
18. Papoose ( 05/12/2006 18:31)
salmo:

Ny akamaroany mpifankahita an-tsekoly matetika dia misy hamatarana ny mombamombany tsirairay. Dia mahatonga fifantokisana amin'ny afa, ka samy mifanao mpinamana amin'ny maha samy mpianatra ny iray kilasy.
Ny zavatra mitranga anefa dia efa tany an-tsekoly Mscar, hatraty España.

Ilay fombafombany gasikara no tena tsy lasa.
Ny fidirana eo ambaravaran-tsekoly no tena makarary ny olona, fa misy tonga de mikapoka be tsy amin'ny antony. Ary fitorahana taratasy kotsakotsa be avy any am-bava sy fidaladalana eo amin'ny masony mpianatra no tena mahagaigy.

Ry zareo españa ndray de miseo be saina.
Ny fandehanana eo amin'ny lalan-tsaran-tsekoly no tena makarary ny olona, fa misy tonga de mamingana sy manosika tsy amin'ny antony. Ary ilay fisikisinana sy mitolotolona amin'ny maha olona hivelany firenena eo amin'ny masony mpianatra no tena mahagaigy.

hampitandrina aho @ manaraka:-w:-w


ntsonaleee!
19. mimich ( 06/12/2006 07:38)
nareo ve vahiny an'i salmo ee
izy zany mintsy eee!!!!
fomba firesany io de raisina amin'ny mahazaza fanahy azy.
20. Papoose ( 06/12/2006 17:38)
mimich:

nareo ve vahiny an'i salmo ee
izy zany mintsy eee!!!!
fomba firesany io de raisina amin'ny mahazaza fanahy azy.



hay v izy io ka zaza fanahy e!!! tsy manantsiny zany kay izy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4273