Ny fifidianana rahampitso dia
fifidianana ny filohan'ny opposition fa tsy fifidianana filohan'ny repoblika
1)satria ny oppositin fôpla dia tsy maintsy mandalo amin'io, sahala t@ 2002, tout le monde n'aime pas DEba mais on ne sé pas qui sera le Boss, et Ravalo devenait le Boss de fait, car 2è après DEBA
1)
satria tsy aradalana fa filatsahan'ny mpanambola caution 125 millions :
En france et aux Etats -Unis c le parrainage
2)
tsy ni-demission i ravalo:
Chirac nandrava ny assemblée vao ni-anticiper fifidianana, pareil pour Barak en Israel, et olmert
3)Ny caution naloa, ny tsirairay toa mbola manatitra ny bulletin ny; dia aiza ny service de l'etat, dia samy hanisa ny vatony koa izany sy samy hiteny ny résultat-ny
DONC FIFIDIANANA FILOHAN'ny OPPOSITION HANALA ANDRA8 @ JANVIER 2007