ho anareo sipa

1. xxx ( 02/12/2006 06:42)
ny ahy ny sipa ohatra ny mitovy foana ny fahitako azy fa rehefa avy :* iny vao fantatro hoe tiako sy tsy tiako
Koa mahaiza tsara manoroka fa sao dia sendra olona mitovy ahy dia vaky hevitra avy eo hoe naninona aza.

torohevitra ihany ny ahy fa anjaranao ny safidy
:-*
répondu par tywa68 le 10/12/2006 09:42
2. pissoa ( 02/12/2006 09:12)
Kiii, tsy maintsy hianatra an'zany :* njay zany :cry::-D
3. sipagasy ( 02/12/2006 09:30)
fa ny anareo ve tsy ny any anatin'ny saina sy ny fo no jerena voalohany e!!!!! hita daholo anie izany @ fihetsika sy firesaka e!!!
4. Simpona ( 02/12/2006 09:49)
sipagasy > fa ny any anatin'ny sain'ny sipa matetika tsy fantatra miits. tsy hita ze handraisana ny fihetsiny. Indrindra le ôtrn mampifila zay ...
5. diamondra27 ( 02/12/2006 10:16)
Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 02-12-2006 10:30:13
Lohateny : Re : ho anareo sipa
fa ny anareo ve tsy ny any anatin'ny saina sy ny fo no jerena voalohany e!!!!! hita daholo anie izany @ fihetsika sy firesaka e!!!


zany akia mbola azo leferina fa raha sendra ireny olona hoe: ny azy ny any anaty pataloha foanano important vao ho lasa gaigy.:-D:-D

Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-12-2006 07:42:49
Lohateny : ho anareo sipa
ny ahy ny sipa ohatra ny mitovy foana ny fahitako azy fa rehefa avy iny vao fantatro hoe tiako sy tsy tiako
Koa mahaiza tsara manoroka fa sao dia sendra olona mitovy ahy dia vaky hevitra avy eo hoe naninona aza.

torohevitra ihany ny ahy fa anjaranao ny safidy


de ahoana raha sendra ny olona tsy mila oroka?

6. Fiffi ( 02/12/2006 10:49)
xxx:
ny ahy ny sipa ohatra ny mitovy foana ny fahitako azy fa rehefa avy :* iny vao fantatro hoe tiako sy tsy tiako
Koa mahaiza tsara manoroka fa sao dia sendra olona mitovy ahy dia vaky hevitra avy eo hoe naninona aza.

torohevitra ihany ny ahy fa anjaranao ny safidy:-*
heu.....torohevitra bizaroïda ny anao zany ry xxx an ! Vao mi-:* ve tondé io no ahafantarana hoe tiana na tsy tiana ? Nga tsy ny saina sy ny fo no mitondra ny fitiavana ? :roll::roll:


7. fasaly ( 02/12/2006 11:58)
xxx: anefa ve klou mahay manroka sao enao njay no ilaozan'ny sipa fa tsy mahay mitsoda:roll::wink::-D:-D:-D
8. simplex ( 02/12/2006 12:05)

fasaly: :-D:-D:-D
xxx: danz be kou iny pasin'i toi iny an ;-)
zany ony ry sipa isany a :°)
9. booboo ( 02/12/2006 12:16)
fasaly > ekena !!
10. diamondra27 ( 02/12/2006 12:35)
simplex: alao andramana de ho hitany eo izany e!:-P:-P

ary misy sipa mahay mitsoda be ato izany an!
11. booboo ( 02/12/2006 13:43)
diamondra27> hihihi ka efa nahazo lesona tsara lé tary @ nalefanao iny kosa ve kouh hihihihihi
12. andry08 ( 02/12/2006 14:06)
Sao dia tsy niborosy nify ilay olona norohanao?
13. fasaly ( 02/12/2006 14:08)
simplex: booboo: ka raha bandy tsy mahay mitsoda zany ge d'efa tsy miady e! toundé de mitsoka ny sipa any tsin no volohany am raharaha manga ity kou!:°)
14. tywa68 ( 02/12/2006 14:27)
f'angaha re olona tsy miara-manoroka fa miandry homena inona i xxx ? arakarak'ilay feeling io koa ! sa ohatrany manandrana chocolat ?:-D:-D:-D
15. malalatinasoa ( 02/12/2006 14:50)
f'ahoana klouu le mahay mitsoda @ XXX e,
Samy manana ny mahay aminy kou io tsinn knou :roll::roll:
16. Zina ( 03/12/2006 04:31)
mba hafa kely ndray zany... juste oroka ve no itiavanao an;ilay sipa...
tsy mba hitanao angaha ny fahatsaram-po ny ilay sipa, sy ny fahendreny... fa dia oroka fotsiny???
17. kitjo ( 03/12/2006 12:24)
hahaha
tsika sy malalatinasoa mitovy

samy manana ny mahay aminy mitsy io!
18. lanto ( 03/12/2006 12:49)
Soa ihany aza izany mbola eo am :* dia efa fantatra :)
19. fasaly ( 03/12/2006 13:11)
mila fahaizana kosa ny mitsoda e! ao ny maisatra ao ny malama tsara:wink: ao ny tsy manome lela mitsy ao ny mifanakalo lela de misy tsirony dool zany fa tsy ankitsaingoka eo am molotra fotsiny:°)
20. xxx ( 03/12/2006 19:18)
Ny ahy ny tena tsy tiako dia ilay lehilahy madity rora reny ,tsy asiako fanindroany intsony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2053