Inona ary no ivakianareo loha hoe lany na tsy lany RA8 e!
1. xxx
(
01/12/2006 21:53)
Amiko manokana dia tsy misy hivakiako loha na iza na iza lany eo :efa fantatra fa HAMENO PAOSY sy HAMPITOMBO ny efa anana no tanjona ....
répondu par vahatra22 le 02/12/2006 14:13
2. ainga
(
01/12/2006 22:00)
Koa inona itonatonana milaza izany aminay eto ?:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P
Ny tena marina dia sorena amin'ny valiny efa fantatra ingahy ! Aza madainga :roll::roll::roll::roll::roll:
Ny tena marina dia sorena amin'ny valiny efa fantatra ingahy ! Aza madainga :roll::roll::roll::roll::roll:
3. Fiffi
(
01/12/2006 22:09)
Inona ary no ivakianareo loha hoe lany na tsy lany RA8 e!xxx: tsy ianao indrindra ve zao no vaky loha nefa ? jereo zany hoe zay lany eo de hamenony paosiny donc ! tena mahavaky ny lohanao le izy ô ? :-D:-D:-D
10. vahatra22
(
02/12/2006 14:13)
nareo aza b fanaratsiana e! izy tsy maintsy lany na 1er na 2e tour!