Krismasy & Taom-baovao
1. salmo
(
01/12/2006 17:36)
Ny 25 Decembre no taona nahaterahany Jesosy kristy.
Ny tantara anefa manambara fa t@ taona ''0'' no nahaterahany Jesus, ary niantomboka ny taona. ¿Tsy 01 Janvier ve zany no Krismasy?
Ny tantara anefa manambara fa t@ taona ''0'' no nahaterahany Jesus, ary niantomboka ny taona. ¿Tsy 01 Janvier ve zany no Krismasy?
répondu par cutie le 03/12/2006 22:43
4. hery
(
01/12/2006 19:05)
Hmmm... Tantara aiza no manambara fa tamin'ny taona 0 no nahaterana'i Jesoa?
5. kitjo
(
01/12/2006 19:19)
tsy takatry ny saiko zany ry zareo tsy handefa eritreritra amzany za aloha fa be ny manahirana ny saina..hiihhi
manao fety fts!
manao fety fts!
6. vancleef
(
01/12/2006 19:36)
Tsy misy ny taona 0 faha -1 av. J-C dia +1 ap. J-C izany no mahatonga ny XXI siècle manomboka 1er janoary 2001 fa tsy 1er janoary 2000
8. vancleef
(
01/12/2006 19:57)
Misy diso ilay rohy nomen'i Fiffi satria tsy misy taona 0. Ny fanisanan'ny taoana dia Z* (Z star : ensemble des entiers relatifs moins l'élement nul) satria ny siekla dia 100 taona dia ra misy taona 0 dia 0-99 = 100 dia ny siekla voalahany dia 1er janoary 100 ary ny siekla misy antsika izao dia nanomboka 1er janoary 2001 fa tsy 1er janoary 2000
12. cutie
(
03/12/2006 22:43)
Mpandefa : Imahaka [ Valio ] 01-12-2006 18:55:59
Lohateny : Re : Krismasy & Taom-baovao
06 janvier no tena izy ka
Imahaka nga orthodoxe :lol: