bisous rakakabe

1. nancy ( 01/12/2006 14:01)
Salut.
Mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe Bisous Rakakabe , izay manana o.
Merci
Nancy
répondu par Fiffi le 02/12/2006 11:15
2. booboo ( 01/12/2006 14:06)
bisou bisou
rakakabeeeeee


hihihihi zay ihany no tadidiko hihihihihihi
3. Fiffi ( 01/12/2006 15:57)
fa iza ry zareo no mihira an'zany ?
4. hery ( 01/12/2006 21:09)
Tarika Ramala angamba izy izay.
5. Fiffi ( 01/12/2006 21:15)
tena tsy aiko indray zany an ! hira efa tranainy ve ?
6. pissoa ( 01/12/2006 21:16)
tiko, ndrindra le clip :-D io fa zah kou tsy mahay :oops::oops::oops:
7. booboo ( 01/12/2006 21:18)
ié ! zà tapa-tsinay foana t@ nahita ny clip-n'iny

bisou bisouuuuuu
rakakabeeeeeeeeeeeeeee

hihihihihih
8. Fiffi ( 02/12/2006 07:25)
hihihhi
9. tslem ( 02/12/2006 07:41)
Tena tsy tadidiko lé izy nefa mampmé b io hira io an
10. Fiffi ( 02/12/2006 11:15)
booboo: de adikao akia ny tonony rehefa mijery le clip ndry zany koh ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534