ho antsika aty ivelany rehetra

1. bazylou ( 30/11/2006 00:44)
hisy zavatra lehibe hiseho amin'ny janv 2007, ten amarina io fa tsy vazivazy fa mazotoa mijery site gasy!!!!
répondu par mirana5 le 05/12/2006 19:59
2. MTN ( 30/11/2006 04:57)
taom-baovao mazava ho azy :°)
3. Fiffi ( 30/11/2006 06:07)
de ny faniriana mba ho taona feno fahasambarana ....
4. papounette ( 30/11/2006 06:59)
bazylou:

hisy zavatra lehibe hiseho amin'ny janv 2007, ten amarina io fa tsy vazivazy fa mazotoa mijery site gasy!!!!


Hay ve enao mipetraka any ivelany:evil::evil::evil::evil:

5. xxx ( 30/11/2006 07:13)
Hoy i bazylou:

hisy zavatra lehibe hiseho amin'ny janv 2007, ten amarina io fa tsy vazivazy fa mazotoa mijery site gasy!!!!

:roll::roll::roll:
papounette:

Hay ve enao mipetraka any ivelany

zany ngah ki n dikan'io ?
6. xxx ( 30/11/2006 07:28)
tokony mba teneninao kosa lay zavatra hiseho, mba ihomanan'ny rehetra e!
7. mamzelkely ( 30/11/2006 07:50)
tapitra amin'io hono ny 2006 8)
8. hery ( 30/11/2006 07:57)
bazylou:
ho antsika aty ivelany rehetra


Kay samy mampiady angely avy aty ivelany isika sy i bazylou. Tsy mahalala izay tena zava-misy any akory.
Hitako no mapiely zavatra tsy marina indraindray.
9. okay ( 30/11/2006 08:18)
Hey, aiza kaikany le izy no hiseho alouny! Any ivelamny angamba! :lol:
10. majakely ( 30/11/2006 08:31)
ivelany inn kaikany ??:lol:
11. Noslid ( 30/11/2006 09:04)
Hihena iray indray hono ny taona hahavelomana manomboka ny Janvier 2007 :snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif: Miha manantona ny fahafatesana ny rehetra=((=((=((=((=((=((=((
12. xxx ( 30/11/2006 10:21)
Ny hitako tao @ site gasy dia oe " hiova i bazylou fa tsy hiteniteny fona intsony ":-D:-D:-D , enga anie :P
13. Fiffi ( 30/11/2006 10:58)
:-D:-D:-D:-D ka hoe ny hendrika ratsy hono tsy azo hovaina fa ny toetra ratsy kosa azo hovaino koh ! (nefa efa misy ny lifting) :wink::-D:-D
14. andry08 ( 30/11/2006 11:34)
aza mapmé fa tsy ianao no hilaza ny hiseho @ janvier nefa isika mbola @ decembre.:D
15. barry ( 30/11/2006 12:42)
tsy misy mahalala ny ho avy zany;raha tsy Andtra rery ihany ;sa misy manao dadarabe angamba ato o na panandro
16. Bakobako2 ( 30/11/2006 21:15)
fa nga misy ivelany aiza fa samy eto daôly ry Bazyl, samy mpiserasera daôly sa ? ? ?
17. xxx ( 01/12/2006 01:24)
aiza i bazylou?
fa inona no hitranga? fa maninona no tsy maintsy hoe ivelany? na dia aty comores koa aza ve?
18. besoiiin ( 01/12/2006 17:17)
compléxé le bandy io araka ny fandinihako azy, tôko fantatra wazy eny foana eto ny mipetraka any ivelany fa tsy mila manao presentation ohatra anlery izao akory
19. Bakobako2 ( 01/12/2006 18:11)
de nimémé rery a teo fa tany ivelany , zany oe tsy tato an trano zany e .tôko tsy ato an trano dôôly no midinika ry reto , sa nareo manana ordi any avelany any akototany?
:-w :-w
20. mirana5 ( 05/12/2006 19:59)
tsssssssssssssss!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2309