tsy mazava

1. bazylou ( 29/11/2006 23:34)
fa angaha ny fifidianana gasy mbola mahazo manao propangady ihany 24h alohan'ny hifidianana !?
ry tim sy le8 atsy mikasa ny hanao faradoboka be hono ny 2 12 06!! tsy mazava sa ...
répondu par fijo le 30/11/2006 22:53
2. patrick2002 ( 30/11/2006 03:52)
dia tsy haiko aloha ny lalam-pifidianana tamin'ity eh! raha tamin'ny 2001 aloha dia tapitra 24 h mialoha ny fisokafany bureau de vote .
Tamin'ity izany nety niova ,tsy haiko aloha eh!
lalana no mamaritra anio ary ny lalana azo hovaina ohatra hoe tsy azo atao ny mizara tee-shirt:-D ,io izao dia azo atao ho lalana .
tsy fantatrao angaha fa taminy 2001 ,nisy lalana navoakan'ny ekipany amiraly manao hoe ,ny produit commercial rehetra dia tsy azo hasina propagande ny candidat :?::?:
3. moi ( 30/11/2006 04:43)
Fa tsy asabotsy izao amin'ny 7 ora maraina indray angaha no tapitra ny ...fety e !
4. MTN ( 30/11/2006 05:07)
fikasana an'i bazoly fa ny lahatra an-dra8
5. MTN ( 30/11/2006 05:08)
adinoko, vazivazy iray an-dalana:°)
6. fijo ( 30/11/2006 05:57)
matahotra nga bazy kely
7. Fiffi ( 30/11/2006 06:17)
bazylou:
ry tim sy le8 atsy mikasa ny hanao faradoboka be hono ny 2 12 06!!
hono......?


8. hery ( 30/11/2006 07:52)
Mampiely lainga indray i bazyl (tahaka ny mahazatra :-))

Ity ny vaovao marina (teny frantsay)

Bonjour tout le monde,
Je vous invite à venir à Mahamasina le 01/12/06 pour la clôture de la propagande du candidat Ravalomanana Marc, c' est le plus bon moment pour nous réunir afin de montrer à tout le monde notre solidarité et notre conviction car c' est lui seul qui peut continuer la route avec son programme bien organisé et planifié.
N' oubliez pas que :"L' UNION FAIT LA FORCE"


Dia miandry an'i bazyl ho tonga e :-)
9. besoiiin ( 30/11/2006 10:11)
:D:D:D Marina izany,Mba mieritrereta ry bazylou @ty tsao lavareny ity a, de tsy menatra mintsy fa dia faly hanenjika fotsiny.
Zoma 01/12/06 no faradoboky RA8 ao mahamasina, Antsonjombe, alarobia, ambohijatovo kousa ny andry lainiriko, ratsirahonana ary elie ravelomanantsoa
10. xhavier ( 30/11/2006 10:37)
Mba manaraha vaovao ry bazylou fa aza mihaino vavan'olona ah io foana anie no amitahan'ny olona antsika dia minomino foana eeeeeh:lol::lol:
11. tsimatimanota ( 30/11/2006 11:49)
ZOMA 01 / 11/ 2006 LE IZY
48 H AVANT IZANY FA KAJIO
MAZAVA A!
12. barry ( 30/11/2006 12:46)
ka aiza ianao; ry bazouly @ ty lainga benao ty a!Tratra ndray mantsy ela eto fa efa tena mpamely tsao an:oops:^^
13. pimaso ( 30/11/2006 13:18)
AMPIASAO NY SAINA RY BAZI VAO MITENY SAO LO A
IZANY TOE TSAINA RATSIRAKISTA IZANY HOA AOKA @ ZAY FA EFA LANY MANJA
TSAHO, HETSAKETSAKA, LAINGA, KOBAKA AM BAVA
MAZAVA @ BAZI LO TSARA
14. fijo ( 30/11/2006 22:53)
tratra indray ny laingan'i bazy pety le.bazy kely mantsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511