Noelin'ny Kamboty
1. Mbolatiana
(
29/11/2006 21:47)
Iza no manana ity hiran'ny Mahaleo (Dadà no mihira azy) izay efa ela ihany izy ity (année 80):
Noelin'ny kamboty no fahafantarako an'ilay titre.
Misy an'izao ilay tononkira:
Ny fahoriana enti-matory
No hiarahana mifoha
Toa vady faharoa
Vady mahafapo
Ny anay kosa ...
Ref :
Izany no noelinay
Mangidy, mangidy entinay
Izany no noelinay
Iainanay hatramin'izay e!
2. Fiffi
(
30/11/2006 06:12)
efa nisy fangatahana an'io hiany teto fa toa tsy nitohy le izy .....http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45202dcfd18a6
3. Fiffi
(
30/11/2006 06:14)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45202dcfd18a6#m453aa2269bc03
4. vakiniadiana
(
05/12/2006 11:13)
kalon'ny mahantra no fahalalako an'io, lava be io hira io an
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0705