ANTANANARIVO,sangany @ nahita fianarana,@ fahendrena ?

1. tezitra ( 29/11/2006 11:43)
Hoy i MOXE(le + grand conseiller de ravalomanana), ANTANANARIVO ne tolerera pas que Ravalomanana ne soit pas elu. 3 choses :
1) ca n'a pas choqué personne (or ny teny ny portos hoe tsy ny merina no hanjakazaka eto diego) no anisan'ny nampisy fihazana vahiny tany
Ravalomanana n'a pas condamné et le peuple d' antananarive ne s' était pas indigné
2)sahala t@ 17 /12/05, tsy nisy condamnation ( raha ry robert razaka, on comprend, satria ireny no nampiboridana ny pro-Ra8 tany toliara )
3)Lazao an'i Moxe fa ny côtier sy ny merina dia efa mi-se melanger et se baisent et font des enfants entre eux, fa tsy toa azy efa tara fisainana
répondu par fijo le 30/11/2006 23:20
2. tywa68 ( 29/11/2006 11:52)
f'angaha mbola tsy nahita vady foana enao ê :-D:-D
3. sonwin ( 29/11/2006 12:24)
:roll:
4. tywa68 ( 29/11/2006 12:43)
ka ny olona tsy mety mahita vady anie ry sowin no manoratra ohatr'izao ê :-D:-D
5. andrea ( 29/11/2006 14:08)
:?:entre tara film be za mbo azavao reto a !!
6. tezitra ( 29/11/2006 14:20)
marina loatra le izy dia tsisy havaly ianareo an!

1)Tadidio fa i goebbels (un intellectuel) conseillers ny Hitler (un caporal tsy nahita fianarana) no niteny tany alemaina fa tsy tokony hi-occuper place ambony ny jiosy, et vous connaissez le triste histoire.

2)Le peuple allemand n'était pas vraiment raciste mais ils croyaient trop à leurs dirigeants d'atan qui eux étaient des vrais racistes. sauf que le peuple ne s'était pas trop indigné

4)Qu'on va se laisser influencer par ce malpropre de Moxe, et qu'on va se baiser entre nous et se melanger davantage
BIG UP à Tous; et vive ny firaisampirenena
Big up surtut à XXX
7. Robert ( 29/11/2006 15:26)
Tsy misy resaka tribalisme mintsy io resak'i Moxe io, Antananarivo hoy izy fa tsy zavatra hafa, izany hoe ny Malagasy rehetra ao Tanà. Ary za de mitovy hevitra aminao hoe: efa mifangaro ny foko rehetra.. JEreo rehefa manao fivoriam-pianakaviana ireny hita ao daholo ny foko rehetra...

Aza de mandray antendrony ny zavatra resahin-dry Moxe na koa ny mpanohitra ireo.
Raha miteny izao ny iray @ dry zareo hoe izao sy izao, de ny ankilany milaza zavatra hafa mifanohitra @ iny. Raha tsy manao famakafakana ny zavatra tenin'ireo olona ireo enao de ho very tanteraka..

Andraso ny vali-pifidianana de izao vao tokony haka conclusion isika rehetra....


8. Lejim ( 29/11/2006 16:35)
- Arovy mafy mihitsy ry Robert satria tena mpanohana mahafatra-po an-dRavalomanana iny moxe iny.:lol:
- Tsy mendrika io resaka io na dia mifangaro be tahaka ny ahoana aza ny olona ao Antananrivo satria manambany ny olona mipetraka any amin'ny toerana hafa izany. Na triballisme na tsia ny anantsoana an'izany, diso be izany resaka izany satria maro be ny olona mipetraka ivelan' Antananarivo ary tsy tokony ho zimbazimbaina tahaka izao ny zony.
- AMiko fitarihana olona ao Tana hilahatra sy higrevy indray izao raha tsy lany eo Ravalomanana, na tsy voafidy @ 1er tour.

- Manomboka hita taratra be mihitsy hoe iza no tena mpanoro vilana ao @ tanana izao!!!
9. tezitra ( 29/11/2006 17:03)
1)Tadidio fa 1er conseillern-drRa8 no miteny fa tsy n'importe qui, c pas avoko de kung-fu ou g 5 de faritany 5, ny 1er conseiller rehetra no mi-foutre le dawa raha tsy mitandrina : Goebbels (allemagne d'hitler); coulibaly (Côte d'ivoire de gbagbo);directeur de radio milles collines (Rwanda de habyarimania), etc...

2)Tadidio ny vavan'ny portos sy Fanony sy ry lahady samuel sy ny effet ny t@ ireny 2002 ireny

3) Aza manainky ho sandohan'olona intsony ny anaranao ra -Antanarivo; nolazaina fa tsy nahita fianarana ianao fa mpandaroka ex-president, t'a pas réagi (dec 2005), et ça continue avec c'est enc...(en...tubé) de Moxe

Big up
10. madera2 ( 29/11/2006 18:05)
tsy misy ambara
11. xxx ( 29/11/2006 18:31)
tezitra a za zao mitady vady koa fa mety tsy tianao satria manohana andra8, sa tsy maninona?
12. maintsokely ( 29/11/2006 22:17)
Mba ovay ry zalahy io toe-tsaina resaka foko io a! Malagasy isika malagasy iray ihany.

Ny tsy mampandeha ny tanana dia resaka adim-poko foana. Rehefa misy zavatra tsy hitoviana hevitra dia ampidirina avy hatrany ny RESAKA ADIM-POKO. Ry zareo nahita fianarana moa no tena mampiditra ity zavatra ity.

13. Robert ( 29/11/2006 22:42)
Lejim> Diniho tsara ny zavatra heno, fa aza tonga de mino fotsiny izay lazain'olona rehetra: na mpanohana na mpanohitra an-Dra-8.

N'iza n'iza, mitarika resaka tribalisme de tsy mety avoko amiko satria tsy hitondra voka-tsoa hoany Firenena....

Izà no mpanoro vilana eto @ tanana? Ny mpanohitra sy ny mpahonana rehetra mijery ny tombo-tsoa ny tenany irery...

Ataovy ny adi-kevitra fa tsy adi-poko..
14. Lejim ( 29/11/2006 23:10)
hahah, tsy zah mihitsy anie no manatsara ny olona te-hitarika adim-poko eto e! Izay olona milaza fa "tsy hanaiky antananarivo raha tsy lany Ravalomanana" amiko no te hampiditra ny resaka adim-poko, na adin'ny tsy mitovy fihaviana, raha izay no tian'la.
Dia satria conseiller politikan-dRavalomanana no nilaza an'io dia zah manao conclusion hoe lery zany dia isan'ireo mpanoro vilana ny fanjakana.
15. besoiiin ( 30/11/2006 06:32)
Robert:

Lejim> Diniho tsara ny zavatra heno, fa aza tonga de mino fotsiny izay lazain'olona rehetra: na mpanohana na mpanohitra an-Dra-8.


za alou tsy mbola nahita ny vahoakan'antananarivo nanao adimpoko sy nandroaka mpihavy izany na iza na iza nandrangitra tao, porofon'izany marob tsy toko tsy forohana ny avy any anindrana mila ravinahitra sy valovotaka ao, anontanio ry zareo raha tsy mino.
Donc ny malagasy dia iray ihany ary tsy akanavaka satria tany iray, nosy akoury aza i Mcar. Koa adalan'izay t handrangitra any

16. xxx ( 30/11/2006 06:42)
Adala izay tsy tia ny azy eh
17. pimaso ( 30/11/2006 13:38)
PÖRY TOS = FAKO

18. Lejim ( 30/11/2006 16:03)
pimaso = fuck!
19. fijo ( 30/11/2006 23:20)
ry mox kosa aloha ,raha za manokana,dia tsy mpanolotsaina no asiako azy,fa lehibeana fokontany.ireny sy ny toa an'ireny no manimba ny mpitondra.soa fa tsy dia henoin'ny filoha io rangahy io rehefa manolotsaina azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409