Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Hiran'ny VHF ze mba manana eh!
1. berado
( 27/11/2006 13:26)
Miarahaba ny mpitsidika reetra eh!
Ze mba manana tononkira ny VHF tompoko oh! de mba ampidiro eh! Tena mba ankafizin'ny bandy be mitsy le hira reetra eh!
Misaotra mialoha daholo!
Berado(l)
Répondre
répondu par
ari.malala
le
28/11/2006 06:41
2. ari.malala
( 27/11/2006 13:46)
Vao nampidirina any @ tononkira fa mbola miandry fankatoavana e! mbola vao ilay Sakaiza tsara no any fa izay no mbola ananako.
Répondre
3. berado
( 28/11/2006 06:38)
Misaotra betsaka fa efa voaray sahady le sakaiza tsara eh! Mankasitraka tompoko oh!
Ra mbola misy hafa moa dia mbola tiko fona ihany !
Berado
Répondre
4. ari.malala
( 28/11/2006 06:41)
Tsisy fisaorana e :) mihirà finaritra :):-*
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0677