Premier meeting commun raté pour les sept candidats
1. Fiffi
(
27/11/2006 09:48)
Les candidats contestataires n’ont pas réussi à drainer la foule à Alarobia.
Pour leur premier meeting commun à Alarobia, les sept candidats réunis au sein de l’Union pour la défense de la légalité et de la démocratie, se sont contentés d’une bien maigre audience.
Les artistes invités n’ont pas non plus manqué à l'appel. Mais c’est devant un stade presque vide que la troupe Ramafadrahona, l’humoriste Michel le Dragon, le groupe de rock Tselatra, Samoela et Vilon’Androy ont dû faire leur prestation.
répondu par Fiffi le 28/11/2006 20:58
2. Simpona
(
27/11/2006 12:02)
Ntsôooo reto izy, zara aza tsyny mpanetana o be noho ny nentanina.
Tsy ho tonga saina am' zao ve izy, sa dia holazaina indray we nosaboten'iza??
Tsy ho tonga saina am' zao ve izy, sa dia holazaina indray we nosaboten'iza??
4. Lejim
(
27/11/2006 14:33)
Lasan'i Herizo ny olona koa! lol
Ka ilay vehivavy tompon-kevitra aza nitsoaka.
Aleoko zah tsy hanome ny conclusion-ko. :lol:
Ka ilay vehivavy tompon-kevitra aza nitsoaka.
Aleoko zah tsy hanome ny conclusion-ko. :lol:
5. xxx
(
27/11/2006 16:26)
efa kantida 6 ve ranga mbola tsy mahazo olona ihany tonga hita hoe ry zalahy mihitsy no olona malailay fonosana , ra izaho no ohatrandreo tys manao politika intsony aho
6. Fiffi
(
27/11/2006 17:19)
nefa raha ohatra ka nitambatra ry zareo ka nanomé olona iray hiany hilatsaka mety hoe ....angamba !
7. Robert
(
27/11/2006 17:22)
Fa maninona hoa ny tsy mba misy article mba milaza ilay meeting teny @ Kianja alarobia ny La gazette de la grande ile.. Sa tsy événement politika anisany tokony narahi-maso ilay izy...
Aiza ilay déontologie de journalisme?? Mampahafantatra any Vahoaka ny vao2 rehetra mintranga.. Atovy soa leretsy ny asanareo..
Sa tsy navelany mpitondra hamoaka article momba an'iny ry zareo??
Aiza ilay déontologie de journalisme?? Mampahafantatra any Vahoaka ny vao2 rehetra mintranga.. Atovy soa leretsy ny asanareo..
Sa tsy navelany mpitondra hamoaka article momba an'iny ry zareo??
8. Fiffi
(
27/11/2006 17:54)
Robert: ka raha tsy abonné @ io gazety io enao de tsy afaka mamaky intsony ny zavatra voalaza ao koh !
9. Robert
(
27/11/2006 19:15)
Hay va re eeeee...Izany tokoa moa...
De tsy araka vao2 izany ny tsy manambola hanaovana abonnement.
Hay tokoa moa gazety mamelo-tena ry zareo....
Ary mba mety misy afaka mandefa eto ve ny article izay mba tsara2 hohitany maro.
Nefa aloha mino za fa tsy mety ilay izy fa fitampizarana vao2 eee..
Misaotra mialoha..