Ilazao Tovo' Jay
1. soanja
(
26/11/2006 15:01)
Tena tiko be le hiran'i Tovo'Jay Ilazao moa . Mba andefaso tonino aho raha misy" manana any o. Misaotra mialoha.
répondu par soanja le 27/11/2006 11:45
4. soanja
(
27/11/2006 08:32)
Asa re fa henoko tao anaty MP3 iray ilay izy de asa na ahoana fa dia teko le izy ka. Andraso henoiko indray. Ary sao tsy tovo'jay ara no mihira azy fa zah no efa mankafy anlery. Ndraso jereko an.
5. hery
(
27/11/2006 08:54)
Sao dia ity izany tadiavin'i Soanja izany
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1042
Raha tsy izany dia jereo ao fa misy hiran'i Tovo J'hay maromaro ao.
Dia mba ampiasao moa ilay fitadiavana tononkira ao amin'ny http://serasera.org/tononkira e

6. soanja
(
27/11/2006 11:45)
hery:
Sao dia ity izany tadiavin'i Soanja izany
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1042
Raha tsy izany dia jereo ao fa misy hiran'i Tovo J'hay maromaro ao.
Dia mba ampiasao moa ilay fitadiavana tononkira ao amin'ny http://serasera.org/tononkira e
misaotra ry Hery fa io ilay hira tadiaviko. Miala tsiny fa hay nisy an'io fitadiavana tononkira io. Eny ary fa hampiasa an'io tokoa aho.