filoha vaovao
1. xxx
(
26/11/2006 12:04)
:)o ry zareo a, ramarobé ny ho fidina ,ny vahoaka samy maka ny tiany dia iza ary hoy nareo no tena mendrika amin'ireo,matoa anié mbola milamina dia noho nympitondra ankehitriny izany e,koa iza ary no tena hanavotra ny firenena sy ny vahoaka( isika):lol:
répondu par xxx le 28/11/2006 17:10
2. lagoon
(
26/11/2006 13:21)
Efa hatramin'ny voalohany i Ravalomanana no niteny hoe:"Aza mamaly fiantsiàna".
Nihaino azy tokoa ny vahoaka na dia teo aza ny fanankorontanana isan-karazany.Nanantena manko ny sasany omaly Asabotsy fa raikitra ny gidra² teny @ Kianja Alarobia nefa tsy nisy izany.
Mbola mihaino sy mataky ny Filoha ny vahoaka;Mbola mamim-bahoaka izy.
Tsy milà Prezida vao² isika fa i Ravalomanana Marc ihany.

5. ronaldo09
(
27/11/2006 10:50)
:-D:-D:-D:-D:-D Ravalomanana tokony mbola halefa eny amin'ny EPP Antanimbarinandriana haka CEPE!
6. bozyboleta
(
27/11/2006 11:05)
I ronaldo professeur agrégé io koa tokony mody any Dago hampianatra fa tsy ilaozana mi-dribble any finda any fotsiny.
Raha mahay tsy mody an-tanidrazana mba ho hita eo ze vita fa tsy any no manenjika ny olona miasa sy mahavita zavatra.
Raha mahay tsy mody an-tanidrazana mba ho hita eo ze vita fa tsy any no manenjika ny olona miasa sy mahavita zavatra.
7. papala
(
27/11/2006 13:01)
tsy manana CEPE izy ry lay dondrona ity ko no matanjaka be ny orin'asany a! aza miteniteny foana hoa fa hiomehezan'ny ol fotsiny.
ary mangina amin'izay ty fa tsy mahay n'inon'inona, rehefa miverina aty Mscar i ronaldo dia tsy maintsy miverina mianatra ao @ EPP ANTANIMBARINANDRIANA FA TSY MAHAY ?
ary mangina amin'izay ty fa tsy mahay n'inon'inona, rehefa miverina aty Mscar i ronaldo dia tsy maintsy miverina mianatra ao @ EPP ANTANIMBARINANDRIANA FA TSY MAHAY ?
8. xxx
(
27/11/2006 14:11)
Ka na ny famalin'i Ronaldo aza ne dia hita mitsy hoe tsy nianatra e ! efa impry aho miteny azy ze ahatsara ny baolinla atao mba ho reharehan'ny gasy fa tsy be fanaratsiana fotsiny
9. xxx
(
27/11/2006 16:34)
;-:Dzao ry zareo a,tsy atao hifamaliana akry ity raharaha ity na dia efa antomotra aza fa ny question mipetraka dia iza ary no tena afaka manatsara ny fiainan'ny vahoaka,refa tsy hita dia io anié samy mandatsaka ny vatony ao an-tranikely e,dia vita ,no izany dia mahaiza fotsiny mifidy ny soa sy ny tsara satria hita bé ny fandrosoana ny malagasy,misy miteny aza hoe vitsy ny gasy tsy mikiraro amin'izao fotoana ka asa ré e;-)
10. xxx
(
27/11/2006 17:03)
:oops:nandalo teto ka ny filoa taloa anié tapi-pahaizana e, koa iza ary no tinareo ho namana akaiky ny fonareo:?:
11. rabaradaka
(
28/11/2006 08:59)
Ravalomanana Marc rangahy fidiana dia mitohy ny asa. Fa raha mapetrany eo kosa ireo tsy mamely teo aloha dia hiangavy ny députés i rabaradaka hanao empechement avy hatrany
12. xxx
(
28/11/2006 17:10)
:-o o ré olona a lala norbert anié no tena cerveau an'i ravalo fatsy miseho e,ny tsara aminy lala dia pneu de secours foana e,efa reraka ko leiry:cry: amin'ny lutte fa ravalo tanora afaka hiady ramisy tsy mety ataony,io aloa dia ianao sy ny tranokely no mahalala azy e