mba mangataka tonokiran'i MARION rehetra raha azo atao"foiko ho anao" na "tsy miova" "raha mbola misy""tsy haiko lavina" "raha sitrakao" "vetso miampita" misaotra anao mialoha
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=585 ireo aloha no ao @ tononkira ! fa maninona no miafina mangataka an'io kay ? :wink: