Ary raha mbà avadika moa izany ny rasa e!

1. SARERAKA2 ( 24/11/2006 23:30)
Raha sakanana tsy ho à bordn'ny AIR MAD ny produits TIKO ,sakanana tsy ho à bord koany gazety le quotidien!
Sakanana tsy ho eny @ mpivarotra ny produits TIKO rehetra ... sakanana ny olona tsy hiantsena eny @ MAGRO ...ASA MBA HANAO AHOANA INGAHY RAVALOMANANA?
répondu par xxx le 28/11/2006 22:37
2. fijo ( 24/11/2006 23:32)
mora be izany,azon'ny vahoaka atao ny tsy mividy ny vokatra tiko.izay mora kokoa,satria tsy ny vahoaka rehetra no hafaka mandeha fiaramanidina.
3. zakilinina ( 25/11/2006 00:04)
Tsy dondrona akory ny vahoaka ka tsy ahalala izay mahasoa azy. Raha ratsy ra8 efa betsaka ny tsy nividy intsony ny produit tiko. Saingy olom-bitsy ireo manao ankasomparana ny famokaran-dra8 ireo. Ary ny olom-bitsy tsy mba vahoaka.
4. lechiffre ( 25/11/2006 00:07)
tonga zakelinina i mama a!
iny zakelinina mama a!...
5. zakilinina ( 25/11/2006 00:08)
Lechifre iza moa ianao anaka ?
6. lechiffre ( 25/11/2006 00:21)
zakilinina:

Lechifre iza moa ianao anaka ?



mpilalao any @ CASINO aho ramamambe ah! mpilalao chiffre eh
7. manantsoa ( 25/11/2006 04:53)
Izahay mahafantar'olona mpankahala an-dra8 ; tsy mety mihinana na mampiasa produits TIKO mihitsy .
tsy misy olana fa azy ny azy .
Azon'i sareraka2 atao koa anie izany e .
Izay no taratr'ilay demokrasia misy ary iainana eto M/car .
8. papounette ( 25/11/2006 08:54)
SARERAKA2:

Raha sakanana tsy ho à bordn'ny AIR MAD ny produits TIKO ,sakanana tsy ho à bord koany gazety le quotidien!
Sakanana tsy ho eny @ mpivarotra ny produits TIKO rehetra ... sakanana ny olona tsy hiantsena eny @ MAGRO ...ASA MBA HANAO AHOANA INGAHY RAVALOMANANA?



8OFa innn ty mahazo anareo e?:-D:-D:-D
9. xxx ( 25/11/2006 09:34)
ka io no maha reraka azy ko tsy mihinana ronono fa alikaola ihany :-D:-D:-D
10. belaza ( 25/11/2006 09:58)
SARERAKA2:

Raha sakanana tsy ho à bordn'ny AIR MAD ny produits TIKO ,sakanana tsy ho à bord koany gazety le quotidien!
Sakanana tsy ho eny @ mpivarotra ny produits TIKO rehetra ... sakanana ny olona tsy hiantsena eny @ MAGRO ...ASA MBA HANAO AHOANA INGAHY RAVALOMANANA?


andramo sakanana aloha de ho hita eo ny vokany e, efa nahita hevitra elà zay fa ny fanatanterahanlà azy sisa no andrasanay, ataonay filohany pi:@elà amnio hevitrelà io
11. kitjo ( 25/11/2006 13:06)
hhahaha
nahazo akama i akama2006 le

ary lasa aiza ko marina iny e?
sa moa le oe lasa fahavalon'ny serasera?

nnddrriii..mafy mihitsy ty tsy fitiavana andRavalo ity k!
12. kitjo ( 25/11/2006 13:07)
ary so d ny akamako iany ary io lasa reraka io:^)
13. Ingahy ( 28/11/2006 18:51)
raha sakanana ve ny vahoaka tsy hividy vokatra tiko tsy maro ve ny tsy an'asa ary ho maro ny hahia satria tsy ampy vit sy lactose
14. xxx ( 28/11/2006 22:37)
Mr. diktMonopole

mba matetika mandeha avion ihany ny zavatra mahagaga dia produit avy R8 ihany no hita fa tsy misy hafa ohatra "star" fa star anefa anisany nampalaza any M/car any ivany toa iangarana? Toa diktatora ny fandehany concurence raha jerena.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558