zavatra misongadina

1. tsangana ( 24/11/2006 19:23)
Inona ilay zavatra misongadina amin'ny fiainanao ka nahatonga anao ho IANAO io ankehitriny: diploma ve, asa aman-draharaha ve , vola azo tamin'ny loto ve, fianarana sy ny ezaka mba ho tafita ve , sa namana na olon-tiana?
répondu par andry08 le 29/11/2006 17:29
2. booboo ( 24/11/2006 20:27)
hum...ataoko hoe ny fitambaran'ireo tranga booooooobaka beeeeee nolalovana teo @ fiainana @ ankapobeny nangalako lesona maro, ho ahy manokana.
3. Fiffi ( 24/11/2006 21:05)
tsy azo tanisàna......
4. apache ( 25/11/2006 05:36)
Andriamanitra
5. Fiffi ( 25/11/2006 08:20)
marina zany !
6. ikaretsaka ( 25/11/2006 08:56)
ny "gift of life"
raha sanatsia ka maty aho dia efa tsy ZA tsony
7. fasaly ( 25/11/2006 09:04)
hummm! ny ahy angaùba dia ny destin sy ny tanjona nisy tamiko:wink: ny ahy refa misy tanjona tiko tratrarina mantsy de tsy maintsy atoko zé azahoak azy de azoko foana matetika:wink: ary mampatsiaro ahy volazan'i kally zay hoe mahasahia manofinofy, raha sahy manofy ianao ka miezaka hanatanteraka anlay izy de tena tsara:wink:
8. soanja ( 25/11/2006 16:20)
tsangana:

Inona ilay zavatra misongadina amin'ny fiainanao ka nahatonga anao ho IANAO io ankehitriny: diploma ve, asa aman-draharaha ve , vola azo tamin'ny loto ve, fianarana sy ny ezaka mba ho tafita ve , sa namana na olon-tiana?


Raha izaho no mamaly maimaika de hoe ny tantara na fiainana niainako. "Life is a a mystery of chaos but at the end it will bring you great lessons" Soanja.


9. Fiffi ( 25/11/2006 17:34)
de inona hono ny an'i tsangana ? :)
10. Bakobako2 ( 25/11/2006 18:22)
Lalan-kizotokana mifampitohitohy ny fiainana, labyrinthe, ka tsy hisy afaka hilaza hoe : izao na izao ny naha izao ahy , manomboka am dada sy mama nieritreritra sy naniry ny fisianao zanaka , ka alaivo an-tsaina fa lava be le lalana mandra-pahafaty :-w :-w :-w

11. Rainikarabo ( 25/11/2006 18:49)
bakobako2> tonga dia mihira ho azy aho vao mahita ilay ps
12. kitjo ( 25/11/2006 19:27)
Andriamanitra sy ny fiainana omeny!

fiainana miovaova be ihany fa dia arahina @onjany!
13. MTN ( 25/11/2006 19:36)
:lol:
14. sakaizakely ( 27/11/2006 13:17)
betsaka ka, ny zavatra niainana rehetra hatramin'izay. Dia misy koa rencontres isankarazany, sendra tojo olona, situation izay mampianatra anao ny tena votoaty sy ny lanjan'ny fiainana. Io ilay ataon'ny grika hoe mentor. Tsy voatery ilay olona tiana fa mety ho olona tsiriritina (admirer) ihany koa ka misarika anao hiakatra.
15. tslem ( 29/11/2006 14:10)
nénah ndray lé vintana mbô nitsiky e,d ndraindray mitomany, d zao zah zao hihihih =))=))=))
16. xxx ( 29/11/2006 16:37)
ditra :)
17. andry08 ( 29/11/2006 17:29)
be dia be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1304