RAGALASAM ISANY MUSCLEZ-VOUS

1. tezitra ( 24/11/2006 19:05)
METY NY SUDAF, et MERCENAIRE EN PLUS , HONO NO HISAMBOTRA AN' I FIDY

efa azo tenenina ity resaka ity satria efa nivoak en public? NY gazety fiable wanadoo.mg no nilaza azy androany; ary nitondra ny hevitrin'ny OFFICIER VITSIVITSY IZY

1)Raha marina izany dia inona fa tsy sahala @ comores au temps ny bob denard ny iheverana ny gasy sy ny miaramilany, zero hy levalo isika

2)RAHA MANAIKY IZANY NY GASY DIA NON SEUULEMENT MAHANTRA FA DIA EFA TENA TSISY FIERTE INTSONY

3)va y avoir du sport balita a! musclez vous
répondu par Fiffi le 25/11/2006 08:08
2. xxx ( 24/11/2006 20:54)
Mba mandinia letsy lalina a ! ra ohatra ahy aloha tsy maninona e ! za tsy hampiady ny gasy samy gasy
3. xxx ( 24/11/2006 21:42)
aia aia aia, tena misy efa lasa adala hono ny hatezerana eto marina.....

Ninoninona lazain'elah diso elah,
Mangina fa mpanohitra tsy alehany elah ....

Tsy ara-dalana.. tsy aradalana... ny 3 déc
Manohana mpanao coup d'état ve letsy elah
De hoaradalana,
Io no alehany rehefa tsy mahay miray hina
Hatr@ voalohany...
Zara Dra-8 aza nilatsaka daholo ny mpanohitra rehetra
Afaka mi-Démontré Ra-8 izao fa misy démokrasia eto Madagasikara..

Marenina eo tena fa izaho no miresaka...
4. Fiffi ( 24/11/2006 21:44)
tezitra:

2)RAHA MANAIKY IZANY NY GASY DIA NON SEUULEMENT MAHANTRA FA DIA EFA TENA TSISY FIERTE INTSONY
tsy hitako zay hidiran'ny fahantrana sy hoe tsy fananana fierté @ zany ! :roll:


5. fijo ( 24/11/2006 22:29)
aleo izy hovoasambotra any fa adala e.
6. caprio ( 24/11/2006 23:10)
Misia maty eo ry zalahy an hihihihi:D:^):^):^
Ny panohitra mitsikera foana ary ny pomba an-dRa8 mahita avaly foana ka hoy aho we.........
7. fijo ( 24/11/2006 23:30)
ndao hifidy.
8. manantsoa ( 25/11/2006 04:47)
tohizo ny lalanao
9. Fiffi ( 25/11/2006 08:08)
fijo:
ndao hifidy.
tsy afaka....:(


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509