Tohizo ny tsikera,fa na ny kianja Barika5 Toamasina aza feno
1. lagoon
(
24/11/2006 16:53)
Hipoka ny Kianja Barikadimy Toamasina androany nanadray ny Filoha Ravalomanana.Misy mihevitra manko eto fa racistes sauvages tsy tia an'i Ravalo ny vahoakan'i Toamasina.
na i Roland Ratsiraka aza tsy nahavory olona toy izao tao AbrikadimY;
Vita androanay koa Moramanga,Mahanoro,Marolambo,Nosy Sainte-Marie...
Nosy Sainte- Marie izay tsy mba nisy nitsidika mihintsy afa tsy i Ravalo.
Ireto aloa ny sary tany Moramanga sy Ambatondrazaka.
http://www.tim-madagascar.org/album/disp_serie.php?id_album=41&stat=ok

répondu par vahatra22 le 27/11/2006 16:42
2. Lejim
(
24/11/2006 17:21)
:-D:-D:-D:-D
Ho hitantsika eo Ravalomanana ahazo vato mihoatra an'i Rolland Ratsiraka any Tamatave izany! Toa manonofy hoy aho lagoon indraindray!
Ho hitantsika eo Ravalomanana ahazo vato mihoatra an'i Rolland Ratsiraka any Tamatave izany! Toa manonofy hoy aho lagoon indraindray!
5. ronaldo09
(
24/11/2006 19:00)
Ny olona ange tonga foana e!F'angaha ny olona tonga hijery no isaina fa tsy olona hifidy .Ko misy ny artista dia hipoka ny olona.Leity tena TSSSSS...
6. xxx
(
24/11/2006 19:33)
ny anla hoa baolina atao mba atao vy ahatonganla ao @ real na barsa ao e ! mba ho reareanay , de refa misy saosy de milatsaka kantida ho prezida :-D:-D
7. Lalah
(
24/11/2006 20:00)
Ny mahagaga @ panao polatika, rehefa eo @ fitondrana tsy mahavita mistidika sy mamantatra ny fahorian ny vahoaka any rehetra any fa rehefa fampielezan-kevitra kosa dia hita daholo na io lalana elankelantrano rehetra io aza, fa dia maninona ary?
8. SARERAKA2
(
24/11/2006 21:50)
Lalah:
Ny mahagaga @ panao polatika, rehefa eo @ fitondrana tsy mahavita mistidika sy mamantatra ny fahorian ny vahoaka any rehetra any fa rehefa fampielezan-kevitra kosa dia hita daholo na io lalana elankelantrano rehetra io aza, fa dia maninona ary?
MPANAO POLITIKA aloha fa diso frappe angamba ianao!io aloha dia tena marina mihintsy io lazainao io ...asa be angamba no mieritreritra ny mpanao pôlitika malagasy fa dia VAHOAKA DONDRONA ny malagasy !azo atao kilalao sy azo anaovana izay tiana atao ...IZAY BE MOLOTRA SY SAVONY VAVA IHANY no MAHAY MAMITA-BAHOAKA E! ny marina omaly mety diso rahampitso!
9. xxx
(
24/11/2006 21:59)
MPANAO POLITIKA aloha fa diso frappe angamba ianao!io aloha dia tena marina mihintsy io lazainao io ...asa be angamba no mieritreritra ny mpanao pôlitika malagasy fa dia VAHOAKA DONDRONA ny malagasy !azo atao kilalao sy azo anaovana izay tiana atao ...IZAY BE MOLOTRA SY SAVONY VAVA IHANY no MAHAY MAMITA-BAHOAKA E! ny marina omaly mety diso rahampitso
ary mazava saina ihany anie sareraka2 izany é ! tena d'accord aminao aho @ io , jereo izao : Ny hasina , Gal Fidy , ny Pety , Rajakouba, ry jaonarivelo .... entièrement d'accord avec toi !
10. fijo
(
24/11/2006 22:42)
ka aza sakanana ny fifidianana fa aleo hiroso dia hita eo izay fivoakany e
11. zakilinina
(
24/11/2006 23:57)
Iza lehiretsy no mety handresy an-dra8. Blablabla sy fanakorontanana fotsiny no mba vitan'ny mpanohitra fa tsy manana programma na kely aza. Marina tokoa ny anareo fa tsy dondrona ny vahoaka ka tsy ahita an'izao làlana aman-tsekoly sy ny zavatra maro vita eran'ny nosy izao. Na tamin'ny andron-dRadama sy ny vazaha ary ny pisodia aza tsy niroborobo toy izao ny làlan'i Gasikara. Ny fahantran'ny mponina indray dia mila faharetana satria hivezivezy tsy ho ela ny vokatra sy ny fandrosoana. Tohizo ny làlantsika ê !
12. Lejim
(
25/11/2006 03:01)
zakilinina:
Ny fahantran'ny mponina indray dia mila faharetana satria hivezivezy tsy ho ela ny vokatra sy ny fandrosoana. Tohizo ny làlantsika ê !
Fahantran'ny mponina marina no teneninao fa tsy ny fahantranao ka tsy dia asianao lanjany firy izany fahantrana izany, izany tsy mahita zavatra aroso ny ankohonana izany, satria ianao tsy ao anatiny!
Zah koa tsy ao anatiny fa mba mampiasa saina handinika fotsiny!
13. manantsoa
(
25/11/2006 04:10)
salama daholo e, matezà ny aina samy ho tratry ny 3 desambra.
Na AVI na havanana : Marc Ra8
Na Mafana na mangatsiaka : Marc Ra8
Na miTambatra na miparitaka : Marc Ra8
Na Lahy na vavinirina : Marc Ra8
.....
.....
Raha ny Asa Vita tokoa no Ifampitsarana dia Ra8 no ady eo .

14. narima
(
25/11/2006 07:49)
Tsara marihina koa fa andro Zoma nonandalovan-dRa8 tao barika8, fa raha andro Alahady iny a!!! dia tsy haiko intsony ny milaza azy... Fa ny teny hatsipy hoan'ny mpikarakara andRa8 de mba ivereno Toamasina de ataovy andro Alahady na Sabotsy fa na inona nainona fandrahonana ny vahoaka tsy maintsy tonga satria samy mafoaka eeeeee!!!!
16. kitjo
(
25/11/2006 09:42)
aoka marina manantsoa an!
ary be inspiraka dol reto mpiserasera reto nandritra ny propagandy ka nivoaka aby ny talenta isan-karazany an!
mahafinaritra e!
ho hita eo ny 4Dec..samy ho tratrany e!
ary be inspiraka dol reto mpiserasera reto nandritra ny propagandy ka nivoaka aby ny talenta isan-karazany an!
mahafinaritra e!
ho hita eo ny 4Dec..samy ho tratrany e!