Dousiny vhv
1. salmo
(
23/11/2006 22:21)
Rehefa nande nitsangatsana t@ mpianatra aho dia: tonga ny maraina, ka hande hanao dousy izaho ity. kay filaharana ny dousy. sipa daholo no ao alohako. ozy ilay sipa iray tao arinako, atsy ambadika atsy ny lhl no manao dousy. de ozy ilay anakiray teo aloha; avelao aki io eo fa in no olana. :p:p
de ozy ilay sipa tao ariana; ok, zah zany vohalohany zay vao io. de ozy aho: eny, tsy maninn kah.
(afaka 45mn, 50mn teo eo, nanomboka ny dialogue)
-Mbola tsy vita fôna ve¡¡!!???
-Ity ve ry anina adala, tsy hitanao anga fa mbola ato aho.
-ka ela be nareo zany kou.
-De mendrasa zany alou, adalanao ny hiandrasanao aty @ dousiny vhv.
-Ka tsy zany mintsy ane no nifanarahana teo e.
-Haingana mahazo miditra, @ zay ti ry anina
-Mba asivo fifanajahana ilay firesaka fa tssss. ¿de ho endrasanao eto ve zah kle?
-Zah ry anina mbola manao ny voloko ah, aza aty @ vhv aty ito no mitonatonana...
:-D:-D (aleo tsy ho tohizana)

répondu par xxx le 02/12/2006 06:46
2. Aino
(
23/11/2006 22:33)
iza no milaza hoe makalesa any!!! sa koa elahy sarimbavy dia matahotra ny hiara hanao douche @bandy:-D
3. kemp
(
24/11/2006 06:23)
Elà mintsy no tsy azoko, any @dousin'ny bandy ela tsy taraiky zany fa rapide ny any. Fa matoa elà mankany @ dousin'ny vhv any dé mety misy antony manokana mintsy angamba
4. Simpona
(
24/11/2006 07:17)
Za kou mitovy hevitr am kemp, matoa nifitsaka tao de ao raha...
Kou rehefa tao inahy manin no tsy tonga de nanala akanjo na de mbola manao volo aza izy, samy tsy sarotiny :lol::lol:
Kou rehefa tao inahy manin no tsy tonga de nanala akanjo na de mbola manao volo aza izy, samy tsy sarotiny :lol::lol:
5. mimich
(
24/11/2006 08:07)
:-D:-D:-D:-D fa maninn aty am fety sy fihaonana ny resaka dousin'ny vhv,
noheveriko ary we mety fety sy fihaonana nokarakarain'i salmo tany am dousin'ny vhv
noheveriko ary we mety fety sy fihaonana nokarakarain'i salmo tany am dousin'ny vhv
7. watafon
(
24/11/2006 10:23)
mimich :-D:-D:-D vao saika hanontany mihitsy za oe : hatsikana v zany sa .... ?
8. andry08
(
24/11/2006 12:07)
Fa angaha fety sy fihaonana ny mankany @ douche-ny vehivavy ry salmo an? Te handeha any dia miandrasa fa aza be menomenona.
14. melody
(
30/11/2006 12:46)
raha ny fahalalako ny resak'i salmo dia mody maty fotsiny lery hoe nasainy sipa niandry sy nilahatra tao @ dousiny vhv - mety ho 'pervert' ange i salmo e, satriny aza nilahatra mba afahany niresaka t@ ireo sipa ireo, marina sa tsy marina an?:wink:
15. mimich
(
01/12/2006 08:00)
hay ve efa nifindra ty ilay dousin'ny vhv ee, mba zay ahay
fa ity salmo ity wa de tena hita mintsy we zazah be ee
fa ity salmo ity wa de tena hita mintsy we zazah be ee
16. xxx
(
02/12/2006 06:46)
ka amzao ftoana zao kousa ange ny vehivavy tsy manoinona na tsy misasa na telo volana aza fa ny lehilahy no mila misasa isan'andro farafahakeliny e! ny lehilahy mantsy tsembo-dava de mila misasa matetika!
sa ahoana ry zalah?
sa ahoana ry zalah?