hangataka tononkira

1. kanto10 ( 23/11/2006 20:50)
raha misy manana ny tonon'ilay hira samy mafoaka jerry sy mima dia mba mangataka aho azafady o, misaotra mialoha.
répondu par cutie le 26/11/2006 02:45
2. Fiffi ( 23/11/2006 21:04)
Jerry marcos ve io ?
3. kanto10 ( 24/11/2006 12:37)
ie jerry marcos
4. isidore ( 26/11/2006 02:40)
dokotera misafosaf
5. cutie ( 26/11/2006 02:45)
mba halako iny hira iny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0856