Chef de l'opposition
1. Robert
(
23/11/2006 20:41)
Rehefa vita ny fifidiana @ 3 déc de izay Kandida faha-roa mahazo vato be indrindra no atao chef de l'opposition malagasy.
De miainga @'io ilay platte forme de l'opposition,
Hisy lajany kokoa ny mpanohitra @ izany. Fa tsy samy mandeha samy mitady...Lasa tratra ny zarazarao hanjakana foana ny mpanohitra... Hany ka manao be marenina Ra-8..
Jereo ange lasa 6 fotsiny indray ilay hamory vahoaka @ sabotsy..
TENA MBOLA TSY MATOTRA NY POLITIKA MALAGASY

répondu par Robert le 26/11/2006 04:44
2. rainy
(
23/11/2006 20:46)
ady an-trano no an'ireo fa tsy misy eritreritra ny hitondra firenena amin'ny lalana tokony ho izy.
resabe izany hoe hitambatra, hitambatra izany; naninona raha nanao ekipa iray izy rehetra hanala an'i ra8 dia vita fa eo vao mody hoe izao sy izao?
ny hevitra tena fonosiny dia ny tsy hahavita ny fifidianana amin'ny 3 desambra fa hanao teteza-mita avy hatrany.
ny vahoaka no mihinan'ny fatiny amin'ny ataon-dreo.

3. Fiffi
(
23/11/2006 21:07)
zany ange hoa eh ! shhhh !!! marina zany ry rainy an ! eo de hanakorontana eo fotsiny ve no mba solution hita eh ?
4. fijo
(
23/11/2006 21:12)
izany hoe ,efa mazava ary mihaiky aloha izany i robert fa horesy ny mpanohitra;
faharoa,le sosokevitra dia tsara sy mitombona,saingy ireo tsy afaka hiarak aizany,satria tsy olona hitady ny soa hoan'ny mada fa hitady ny hoazy samy irery,hany ka tsy te hizara izany.
faharoa,le sosokevitra dia tsara sy mitombona,saingy ireo tsy afaka hiarak aizany,satria tsy olona hitady ny soa hoan'ny mada fa hitady ny hoazy samy irery,hany ka tsy te hizara izany.
5. Simpona
(
24/11/2006 08:01)
Teny nindramiko tam namana irao tany am dinika hafa
raha manao fijery objective dia itako mitombona io nalyse io ho an'ny opposition. Asa na firy am'reo no hahatsapa tena.
Ny olana mantsy dia tsy misy manana sitrapo hanasoa tanidrazana fa samy te hikatsaka ho an'ny tenany samirery dia sarotra taminy ny hitambatra hatram'zay.
Efa nitsoka vao we ....
Tabeza Nous sommes incapables! (Assidu deMadagascar)
18/09/2005 à 13:15
Que d'erreurs impardonnables commises par nous, du côté de l'opposition! Voilà exactement quatre ans que l'on doit construire une opposition, et on n'a rien fait de valable! On a perdu du temps. On s'est cantonné dans des critiques stériles et agressives qui n'ont rien de convaincant pour les électeurs. On s'est accroché à des personnes qui n'ont aucun avenir politique. On n'a jamais su construire une stratégie rationnelle pour conquérir le pouvoir. Contemplez l'erreur monumentale du rassemblement d'Andoharanofotsy. On s'est fait gruger jusqu'au bout. Le temps file très vite. A cette allure, Ravalomanana sera là jusqu'en 2017
raha manao fijery objective dia itako mitombona io nalyse io ho an'ny opposition. Asa na firy am'reo no hahatsapa tena.
Ny olana mantsy dia tsy misy manana sitrapo hanasoa tanidrazana fa samy te hikatsaka ho an'ny tenany samirery dia sarotra taminy ny hitambatra hatram'zay.
Efa nitsoka vao we ....
6. vahatra22
(
24/11/2006 08:59)
atody miady amam-bato ireo e! ravalomanana ne au pouvoir e! ananany daholo na fahefana na vola! ny HCC ary efa voabaikony! ny firenena any ivelany manohana azy daholo! ka haninona indray ireo?reraka eo fotsiny !
7. prime
(
24/11/2006 12:23)
Hummmmm... ohatry ny misoratra tsikelikely ilay ho chef de l'opposition an...
8. manantsoa
(
24/11/2006 15:31)
EKENA , TOHIZO NY LALANTSIKA e !
Izay hifanarahan'ny opposition any , azy ny azy na iza ataony chef na iza . Ny mazava izao dia resabe fotsiny izany hoe tia tanindrazana izany ry zalahy .
Raha tena tia tanindrazana dia tsy miditra velively amin' ny resaka angovo toy izao ataony izao .
Fialonana , fitiavan-tena no tena masaka ao an-dohany;
Ny mahavariana dia hoe : pasitera , diakona sns... kanefa dia mankasitraka ny fanakorontanana amin' ny alalan' ny fakana an-keriny ny fitondrana .

9. fijo
(
24/11/2006 23:20)
raha ry rajakoba ve ,izay efa hita ny isa mba azo tamin'ny farany,(marihiko fa mbola ratsiraka ny teo amin'ny fitondrana tamin'ireny,ka tsy hilaza hoe nangalatra ravalo an)dia mbola hisisika ihany.ry tsiranana izao hono vao hanomboka propa????????raha hanomboka koa.misy tsy haiko akoryny anaran'ny sasany,di aahoana no anantenana zavatra amin'iznay?????
10. manantsoa
(
25/11/2006 04:18)
Tena tsy hainao mahitsy ra Fijo ny anarany an :
RAJAKO ba ohatra .
RAJAKO ba ohatra .
11. kitjo
(
25/11/2006 09:45)
k zareo ary izao efa misaraka jereo sahady ko iza no platform eo?
h@ voalohany ry zareo raha hendry no tokony hanao anzay
h@ voalohany ry zareo raha hendry no tokony hanao anzay
12. Robert
(
26/11/2006 04:44)
Tsy mety ve raha Pasitera Andriamanjato??
Ohatra efa mba porte parole ny mpanohitra izy taloha ny accident-ny iny.. T@ fihaonana t@ Koffi Anan, Ra-8 koa
Ohatra efa mba porte parole ny mpanohitra izy taloha ny accident-ny iny.. T@ fihaonana t@ Koffi Anan, Ra-8 koa