Cardiologue hafa koa
1. Simpona
(
22/11/2006 16:13)
Nisy caridologue iray izay tena nalaza sy tena tian'ny olona maty izany ka tonga nikarakara ny fandevenana azy daholo ny olona notsaboiny.
ho fanomezamboninahitra azy sy ny asany dia natao miendrika sary fo ngeza be ny vatapatiny.
Nony teo am fandevenana de nisy lhl iray nivanitika be nijery ilay vata. Gaga ny oul teo akaikiny:
- Fa inona no mampihomehy anao am'zao fahoriana izao??
- Tsy sanatria aho faly am fahoriana fa raha izao no izy toa mapme ahy ny amin'ny fandevenana ahy refa maty aho
- fa ahoana??
- ka izaho anie gynécologue e, de alaivo sary an-tsaina zany

répondu par Fiffi le 25/11/2006 18:37
8. totofy
(
22/11/2006 22:17)
nolalaina > hay ve misy saxologue é :-D:-D:-D:-D
ary ny trompette zany trompologue:-D sa pettologue:-D:-D:-D:-D

10. mandrindra
(
23/11/2006 12:28)
:-D:-D:-D ho an'ilay gynéco anie sari-na fo ihany no atao eo e, fa ampiana tohiny kely mba tsy hotapaka ny teny