fanontaniana?????

1. fijo ( 21/11/2006 22:58)
vao nanomboka ity resaka fifidianana ity,dia nanomboka ny mpanohitra hoe tsy aradalana io.aiz ano daty tena izy??????maninonna no tsy miala i ravalo.tsy ekena io daty io,izay lany eo tsy aradalana,izay lany eo tsy ekenay.
ity ny fanontaniana.
naninona no nilatsaka kay??????nefa tsy aradalana io????
ary raha enao ary no lany eo???????aradalana tampoka ve?????????
sa tsy ekenao koa ny fahalanianao satriatsy ekena izay lany eo????
tsy midika ve izao fa efa ady homanina sisa no andrasana raha izany????
répondu par fijo le 23/11/2006 23:27
2. Stone ( 21/11/2006 23:28)
Efa resy dieny mialoha rizareo izany
3. tenagasy ( 22/11/2006 00:05)
Raha marina sy mety ny azy ireo, tsy adala ny vahoaka fa homba sy hanaraka azy. Saingy efa hita fa tsy ho lasa dia izao manao BIRRDA izao! Tsss!
Be ny gaigy matanjaka romotra fa dia samia mailo eh!
Izay be no basy hoy ny fitenenana.
Ny tena mampivanaka ahy dia ny mahita ny sasany zary toa mirehareha @ fihirahirana izany korontana izany. Toa tena zava-tsoa sy tsara ary andrasan-dry zareo mafy izany.
Mba misaina e!
Dia efa mazava anie izao hoe iza ireo mpivoy sy tsy miandry afa-tsy ny hisian'izany e!
4. mandrindra ( 22/11/2006 16:12)
TSIA, tsy ara-dalana ny datimpifidiana satria tsy nanaraka ny voasoratra ao anatin\'ny lalampanorenana.

TSIA, tsy tokony hiala ny filohampirenena satria tsy misy lalàna milaza fa rehefa tsy ara-dalàna ny datimpifidianan dia tokony hametrampialana izy. rehefa vakina ny antony rehetra tokony hialan\'ny filohampirenena amin\'ny maha filoha azy dia tsy misoratra ao izany

ny hevitro manokana mikasika ireo fanontaniana ambony : azo atao ny nilaza fa tsy ara-dalana ny datimpifidianana talohan\'ny nametrahan\'ny tsirairay ny atontantaratasy mba ho mpifaninana ofisialy izy. nanomboka teo kosa dia tsy tokony ho ady hevitra intsony ny mikasika io daty io satria efa nekendry zareo amin\'ny fomba ofisialy.
5. fijo ( 22/11/2006 23:40)
misy mpahay lalampanorenana milaza fa raha vao ny mpitsara "HCC no milaza zavatra dia efa araka ny lalampanorenana izay.raha milaza izany ny HCC fa aradalana io,dia midika izany fa mifanaraka amin'ny lalampanorenana io daty io.
6. mandrindra ( 23/11/2006 09:52)
midika ve izany fa azon'ny mpitsaran'ny HCC atao ny tsy manaraka ny lalampanorenana, fa izay rehetra lazainy dia amen avokoa????
satria anie mazava tsara ao antin'ny lalampanorenana ny daty tokony hanaovana ny fifidianana, raha tsy diso aho, izaho moa tsy manataelnata manokana amin'ny lalàna.
averiko aloha fa miko dia tsy manara-dalàna io daty io. tohizako, efa voalaza indirectement ihany etsy ambony, fa kosa rehefa nanaiky daholo ny rehetra, amin'ny fomba ofisialy, fa hifaninana amin'io daty io, dia io izany no lasa ara-dalàna.
7. fijo ( 23/11/2006 23:27)
mandrindra ;za koa tsy mahay lalampanorenana firy,fa resampa zanany dia mpiangaly azy io.
ary tsoriko,fa nametraka io fanontaniana io koa aho hoe"izay voalazandry zalahy izany dia amen aby ve???"
tsy aiko ny valiny .
fa matoa izy rehetra ireo nirotsaka dia nanaiky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2389