Fandinihan-tena
1. LazaDaddy
(
21/11/2006 02:49)
Nanontany ilay namana be vava iray izay teto hoe "Iza ianareo no manana demonia?" dia tezitra sy "romotra" ny ankamaroantsika. Marihiko fa fanontaniana no napetrany fa tsy fanendrikendrehana.
Io fanontaniana io anefa tokony hanampy antsika hikatsaka an'Andriamanitra sy hitafy an'i Kristy ary handini-tena isan'andro isan'andro mba tsy ho resin'ny fakam-panahy, na lavon'ny fandrik'i Satana.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m455a2be73ebff

répondu par prime le 24/11/2006 09:13
3. mpanota
(
21/11/2006 07:29)
zavatra rehetra eo amin'ny fiainana dia samy manana lafi-tsarany sy lafi-ratsiny avokoa
tsy misy koa olona afaka mitsara ny tenany izany fa avy any ivelany eo anivon'ny fiarahamonina no ahafahan'ny tsirairay mamantatra ny tenany
zany hoe raha milaza ho mpivavaka ianao , dia misy demonia izany ; ny mpannota ihany no mibebaka
Tsy hitako mihitsy izay maharatsy izany fanontaniana izany ary tokony tsy hahatezitra mihitsy izany e
Samy manana an'Andriamanitrany io dia tokony tsy fifandatsa na kristianina ianao (eh mety hanohina ny fon'ny sasany koa ny nitenenana an'izany ) , na boudhisme na musulma tokony hoe samy manompo ny azy dia tsy mifakalagy :-D:lol:
4. tywa68
(
21/11/2006 12:21)
samia manao ny tiany atao ê ! ilay salmo anie efa mpandrangitra @ sujets rehetra idirany ê !
6. pissoa
(
21/11/2006 13:07)
zay vao novakiko le dinika tany ambadika. mampme ny betsaka ao :-D
miombon-kevitra amin'i LazaDaddy zah amin'iny :-D
miombon-kevitra amin'i LazaDaddy zah amin'iny :-D
9. prime
(
24/11/2006 09:13)
Izay talenta isankarazany toy itony no mbola maha hafakely ny namana eto @ sera2...