mosôlé

1. boubounezy ( 20/11/2006 17:07)
mba mitady ilay hira "mosôlé" zé manana ô!
mesy mélou
répondu par boubounezy le 22/11/2006 08:37
2. lemenakely ( 20/11/2006 17:57)
boubounezy:

mba mitady ilay hira "mosôlé" zé manana ô!
mesy mélou



hiran'i BAKOM le RASTA sy MONIQUE io raha tsy diso aho
3. lemenakely ( 20/11/2006 19:49)
Mihevera longoko ô fa mandalo
mihevera fa mbola ho vovoka
io volabenao io ô
tsy hitondra anao hoa any mausolée
fa ny havanao ô ..
4. ninih ( 21/11/2006 10:54)
io hira io ve izany aloha e!
5. boubounezy ( 21/11/2006 12:53)
lemenakely i bakôma rasta sy monika na bodo mintsy ny manaoazy.
dé io iany ve ny tonokira anananao fa tsy izy retra?
lé izy retra mantsy no ilaiko:D aza manao sou tapany enao an!:-D:wink:
6. boubounezy ( 21/11/2006 12:53)
ninih io mintsy ra mamananjy e! ilaiko maika azafady:-*
7. boubounezy ( 22/11/2006 08:37)
misôtra nareo tsy naita io hira io fa efa naita tany ankafa ny tenako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0585