Hiran-dry Prezidà isany !

1. Samoana ( 20/11/2006 13:26)
Samy nanana ny hira fanevany ireo filoha maharitra nitantana an'i Gasikarantsika:

- ny an'i Tsiranana P. dia ilay hoe "Pisodia zahay"
- ny an'i Ratsiraka D. dia ny hira "Boky mena"
(Tsy manana horonam-peo mikasika ireo ny tenako ka ialàna tsiny indrindra ho an'izay te handre:wink: )

- ny an'i Ravalomanana M. vao henoko dia hoe " Ekena" . I Bessa no reko hoe namorona ny tonony ary toa ny feon'i Bodo sy Jerry Marcos no mihira izany.
Sokafy ny www.youtube.com/watch?v=ItQivbBSicM
( Niniako tsy nampiasaina ilay "Jereo eto" mba hitsinjovana ireo tsy te handre:D)
répondu par Penhell le 02/12/2006 21:37
2. Fiffi ( 20/11/2006 18:14)
Samoana; misaotra an ! fa de andeha tazanina kely indray zany hoe ?
3. Penhell ( 02/12/2006 21:37)
TSARA ALOHA ILAY HIRA E!MISAOTRA AN'IZAY NAMORONA SY NIHIRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0612