Hi-démissionne hono Ra-8
1. xxx
(
19/11/2006 14:34)
Mahalala tsara ny lalampanorenana Malagasy ve ireo miteniteny foana ireo?
Andiny faha-FIRY ao no misy hoe tsy mantsy mametra mpialana ny filoha amperinasa rehefa tonga ny propagande?
Ny nazavaina anay de hoe:
Raha tsy afaka mitondra tsony ny filoha: Marary mafy, maty,..Nakoa manetraka démission de atao ny élection anticipée.
Izany hoe cause ilay démission fa tsy conséquence ny élection anticipée.
RAha izaho aloha ny mpanohitra de zarako aza natao taloha ny élection, fa tsy nampitomboi-dra-8 ny mandat-ny, hisy hanesorako azy aloha @ fomba ara-dalana sady aseho hita-poko sy firenena hoe tena tsy tia-bahoaka tsony ilay président auto-proclamé.
Hi-démissionne Ra-8, De hety hoany firenena ve izany, aza adala ohatra ny mpanohitra gasy izany hoa:-D

répondu par SNAR le 20/11/2006 16:04
6. belaza
(
20/11/2006 09:00)
ka tsy ampy sosy anie no betsaka nefa te hilingilingy nilatsaka e!! hita mihitsy hoe tsy ahavita azy, vao ny filatsahany ary dia efa tsy hainy ny mi prôgramé azy kou maika hitondra ny firenena?? mapimé behh, iomehezanay sy ra8 fotsiny=))=))
8. SNAR
(
20/11/2006 16:04)
Miala mora izy lehiroa rehefa ilaina izany a. Mino aho fa tsy izy velively no hila vaniny hitomany fitondrana eo rehefa hitany fa ilainy M/car izany. Hafa ny olona mpitady seza rehetra ireo. Lasa manaonao foana ny hafarany, ny Fivavahana avy no entina handotoana ny sain'olona.