Mpandika teny "Tenim-paritra Mahafaly"
1. soanja
(
18/11/2006 15:20)
Hono hoy aho sao mba misy mahay teny Mahafaly eto na fantatrareo any , ka miteny azy tsara fa mitady mpandika teny an'io tenim-paritra io aho azafady. Misaotra indrindra.
répondu par Fiffi le 12/01/2007 06:51
3. soanja
(
19/11/2006 14:39)
Misaotra an'i Hery. Andraso fa hanoratra any amin'ny Gasilahy aho izany. Mbola project mantsy le izy ka raha vao raikitra ilay izy dia teneniko i Hery.
Misaotra betsaka mialoha.
Misaotra betsaka mialoha.
6. naritsimba
(
20/11/2006 11:40)
soanja> tena misy ka, zanak'olom-pirahalahy amiko mahafaly ny mamany dia efa eto Tana izy zao ka afaka mandika izany teny Mahafaly izany.
7. soanja
(
20/11/2006 14:54)
naritsimba:
soanja> tena misy ka, zanak'olom-pirahalahy amiko mahafaly ny mamany dia efa eto Tana izy zao ka afaka mandika izany teny Mahafaly izany.
Avy aiza any amin'ny faritry Mahafaly izy ry Naritsimba azafady sao amin'ilay tanana eritreretiko?
9. soanja
(
21/11/2006 16:20)
naritsimba:
Ejeda, Ampanihy, no misy ny fihavian'ilay mamany.
Tena tsy laviatra eo marina no misy ilay tanan 50km Ejeda. Efa ni-contacter an'i gasysahy aho fa raha ohatra ka mbola mila hafa dia manoratra ihany an. Misaotra betsaka.