Sôvaly miantobilina ny ekipan-dRavalo
1. rabaradaka
(
18/11/2006 11:23)
Ela ry dadatoa no nahitako propagandin'ny filoha amperinasa izay fa ny an-dRavalo tena gravy : ny fitaovana tsy ampy zara raha misy zaraina, ny vola tsy misy, ny sakafo dia nofinofy fa dia samy mividy ny azy. Mankanesa ao Tsarasaotra Antsirabe dia ho hitanao ny fitarainan'y mpanohana an-dRavalo. Sao dia hanenenana e! Izao no lazain'ireo mpitarika : tsy misy ho entimanana isika fa samia manao amin'ny fo sy fitiavana. Tsy teho lany angaha Ravalo no manao an'izany ? Mba jereo akaiky fa mihemotra be ny olona, tsy azo andrefesana ny fitiavan'ny olona an-dRavalo ange ny meeting atao e, tehijery an'i Jery Marcos sy Bodo ary Jaojoby fotsiny ange ny olona e
répondu par rabaradaka le 20/11/2006 06:41
2. akama2006
(
18/11/2006 11:33)
mety ilay any aminy meeting sty misy any lery angamba izany fa any aminy misy ny presence any aloha dia feno mihinsty sosy(kaskety,tee shirt,jus etc...)
3. Fiffi
(
18/11/2006 11:34)
rabaradaka:de aleo ry zareo hijery azy ireo koh ! inona no olona ?
tehijery an'i Jery Marcos sy Bodo ary Jaojoby fotsiny ange ny olona e
4. xxx
(
18/11/2006 11:51)
mba fiangaviana ô : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m455e55f64a468
5. Samoana
(
18/11/2006 11:59)
xxx:
mba fiangaviana ô : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m455e55f64a468
aleo ary asiana "trêve" e :wink:!
9. rabaradaka
(
20/11/2006 06:41)
Ary to tsy mahita ambara nareo rehefa ny marina no lazaina sa voatohitohina ny aty ka marary ny afero. fa marina ny voalazako tamin'ny ady hevitra ary tsy any Antsirabe irery fa manerana ny Nosy. dia milaza ny mpitarika propagandin-dRavalo fa fitiavana azy no ilaina amitsika. O zalahy e, tsy toy ny tamin'ny 2001-2002 ange ny raharaha e