Bokotra

1. jobala ( 18/11/2006 10:04)
Zavatra mahalàsa saina:?:! Inona no dikan'ilay teboka kely na boribory kely eo @ " touche 5 n'ny telephone, na machine calculer, na clavier PC... Fa tena fanontaniana tsy ahitam-baliny...efa nentin'i FT tao @Kidaona maraina fa tsy henoko ny tohiny!mba lazao re raha mba fantatrareo e! misaotra indrindra e....:?::D:idea:
répondu par jobala le 06/12/2006 10:54
2. Fiffi ( 18/11/2006 11:23)
fanaovana reperazy fotsiny io . Ohatra hoe ao @ maizina ianao mi-composer numéro tondé fantatra hoe eo @ le teboka io ampovoany ny 5 .
3. xxx ( 18/11/2006 17:52)
Io an'i Fiffi io no izy.
Fa izany eo ihany fa tsy nampoiziko ho io ny ho fanontaniana raha ilay lohateny no jerena:-D
4. Fiffi ( 18/11/2006 18:11)
:-D:-D:-D zah aza noheveriko hoe bokotra fanidiana akanjo le izy :-D:-D kanjo nisy hoe 5 :-D:-D
5. belaza ( 18/11/2006 19:07)
ka naninona no tsy natao teo amtouche 0 satria eo ny fiatomboany marika?
6. petakorona ( 18/11/2006 19:45)
ny mahatonga an'io dia ho an'ny rehetra no nanaovana azy saingy ny marimarina kokoa dia ho an'ny jamba satria io ny point de repère, io no afovoany ka tonga dia azony antsaina avy hatrany hoe; à gauchen'io 5 io dia 4 à droite 6 ambony 2 en bas 8 & 0 sy ny sisa
Dia misy fahamarinany koa io voalaza io hoe: mety moramora ny mamnatatra ao anatin'ny aizina.
7. Fiffi ( 18/11/2006 21:02)
zay indrindra...
8. jobala ( 21/11/2006 09:45)
Eny tokotrany!...mahay b daholo kay nareo..misaotra e!!...:lol:
9. Fiffi ( 21/11/2006 13:52)
10. jobala ( 27/11/2006 15:05)
11. Fiffi ( 28/11/2006 05:51)
:roll:
12. jobala ( 06/12/2006 10:54)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1036