politikan'ny tany mahantra e!!
1. bazylou
(
17/11/2006 23:13)
la religion est l'opium du peuple!!; tsy maintsy hoe atao boto be voton'anatra ilay gasy..
ilay ra8 aloha mila avalona fa tsy ilaina intsony e!!
sadyraha mbola hidina 1e=26000fmg ny deviak dia , tsy siramamy fefany intsony no vidinareo fa faefan'ny fefany..

répondu par papounette le 19/11/2006 10:56
2. papounette
(
18/11/2006 11:20)
Voalohany efa tsy mampiasa fmg tsony IZAHAY aty fa Ariary.
Innn mo no pbnao raha ohtra ka siramamamy fahefany fefany no hovidiNAY aty?
Na opium na tsy opium du peuple ny fivavahana de IZAHAY malagasy betsaka ny tia mivavaka,mandefitra sy mandala ny fihavanana fa zany tsy midika fa IZAHAY malagasy tia mivavaka de botobe vonton'anatra.
Raha tsy tia anRa8 enao de izy no aratsio fa tsy IZAHAY mivavaka.

4. xxx
(
18/11/2006 22:36)
fiangaviana ô :
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m455e55f64a468

5. papounette
(
19/11/2006 10:56)
Eny e marina nenao xxx ary misaotra betsaka t@le jereo eto.Afaka manao adihevitra tsara ny momba ny zavtr rehetra ny eto fa tsy mety kosa angamba ny manaratsy sy manambany ny gasy mitovy @tena satria mivavaka.... atao hoe boto be vonton'anatra ka!!!!!
Za alo raha vô nisy an'io de efa tsy hitako tsony ze tohiny zavtr resahin'i bazylou.