aiza ho aiza
1. degree
(
17/11/2006 20:59)
hono ho aho ry reto a: sambany indray ity nisy vhv nilatsaka ho fidina ,moa ve tokoa ny vhv efa mitoman-dahy sa mba te hiady ny fitoviantsaranga @ lhl sa kosa mba hitsapa vitana fotsiny ?:-D
:-D
:-D
répondu par bazylou le 19/11/2006 12:55
2. sipagasy
(
17/11/2006 21:18)
oadray ilay fisainana e!!!! fa mba hainao moa fa efa misy ny mpitondra fanjakana vehivavy @ izao fotoana izao????? ary ny "revolution" nataon'i mme INDIRA GHANDI nga adinonao?????
3. Fiffi
(
17/11/2006 21:39)
degree:tara be enao zany an ! harao hiany ny vao2 eh !
hono ho aho ry reto a: sambany indray ity nisy vhv nilatsaka ho fidina ,
4. kelly13
(
17/11/2006 21:56)
degree:
hono ho aho ry reto a: sambany indray ity nisy vhv nilatsaka ho fidina ,moa ve tokoa ny vhv efa mitoman-dahy sa mba te hiady ny fitoviantsaranga @ lhl sa kosa mba hitsapa vitana fotsiny ?:-D
:-D
ataoko fa ny tianao lazaina ngamba d hoe vhv nilatsaka ho prezidà any mada? enga anie ka izay no tinao tenenina
eo @ resaka fitoviantsaranga indray, inn no tinao lazaina? ambanin'ny lhl v ny vhv sa inn? azavao ny hevitrao
5. fijo
(
17/11/2006 22:19)
na any mada na aiza tsy itako mihintsy ny olana raha milatsaka ny vehivavy e?????tena fisainana tara be lmarina iznay kle.
7. xxx
(
18/11/2006 06:00)
Raha tena Kristiana io vhv io tsy hilatsaka ho filoha izany , ary lazaiko eto fa tsy fomba kristiana zany vhv mitondra firenena zany e !
