inona no tinareo

1. xxx ( 17/11/2006 20:32)
raha lasa lavitra ny lhlnareo,aleonareo ve izy mitsaingoka eny @ arcade(le ty sy nday) sa le manao sipa ireny
répondu par xxx le 29/11/2006 21:26
2. sipagasy ( 17/11/2006 21:39)
raha mampiasa fimailo @ rehetra ataony moa ka tsy hitondra aretina an-trano.... izaho hiraharaha!!!!! hihihihih ahy izy rehefa ao an-trano, vao dilan'ny varavarana kosa dia sady tsy azy aho no tsy ahy izy hihih samy tompon'ny tenany e!!!!!
3. fasaly ( 17/11/2006 23:45)
ny ahy aleoko izy manao sipa de lazainy ahy hoe iza lay sipany :wink: de milam ny saina
4. titis ( 18/11/2006 00:11)
Misy lehilahy hilaza an'izany ve ry fasaly?sady zany ngah moa eritreretina fa aleo mitoto koba hatavy!
5. soanja ( 18/11/2006 15:43)
xxx:

raha lasa lavitra ny lhlnareo,aleonareo ve izy mitsaingoka eny @ arcade(le ty sy nday) sa le manao sipa ireny


Aleoko izy manao sipa fa tsy maintsy lazainy ahy daholo hoe iza avy ny sipa kandrainy na tiany hiarahana de zah no mifidy hoe iann na iann. Raha toa moa ka hitany tampoka le sipa dia mbola mila mangataka alalana aty amiko izy na mety amiko io sipa tiany irahana io sa tsia. Zany hoe mila sary sy ny mombamomba azy aho vao mahazo mitandroka izy.


6. fasaly ( 18/11/2006 15:50)
titis:

Misy lehilahy hilaza an'izany ve ry fasaly?sady zany ngah moa eritreretina fa aleo mitoto koba hatavy!


titis: ié misy ka! raha misy tsara ny complicité am couple de misy io ary afaka mi confirme zà:wink:
7. Fiffi ( 18/11/2006 16:59)
ny ahy aloha de tsy misy hisafidianako ireo fa zay ahatsara ny fiarahana no hatao....
8. xxx ( 18/11/2006 21:36)
ra iza no anotaniana de aleoko izy makeny amle arkad fa raha hanao sipa izy tsy maintsy misy suite avy eo (antel: tssy ,sns tsy votanisa manao le juste corp de samy miala avy eo
9. booboo ( 19/11/2006 11:59)
hum...samy tsisy tiako na kely blitany aza :twisted::twisted::twisted::twisted:
10. adidy ( 19/11/2006 12:02)
Rehefa tsy hanaja ahy izy fa handeha any @ arcade na hanao sipa dia aleo mijanona any:°). Izay ange ilay hoe manitsakitsaka e!! Ka raha mety ampitoviziny @ ireny dia tant pis pour toi!! Dia raha hoe ka izy tsy maintsy manao dia aza tratrako ary!!
11. ikaretsaka ( 23/11/2006 17:51)
booboo:

hum...samy tsisy tiako na kely blitany aza :twisted::twisted::twisted::twisted:


zao fotsiny io e... aza atao amin'ny olona izay tsy tianao ataon'olona aminao
12. booboo ( 23/11/2006 18:01)
gné ?
13. xxx ( 29/11/2006 21:26)
kizao anie le izy é ni tena lhl,7volana tsisy ninonina ve ?tsy mahatanty anizany fa mandainga zay miteny hoe mahatanty ,ary za tsy tia hoe tonga le vadiko de mbola hisy suite @kofa refaveo io ninenah tena tsitiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1919