tsy misy toro hevitra izany
1. bazylou
(
16/11/2006 23:51)
de toute facon tsy hisy hihaino sy hijery anao eo!!!
Ireo no zestiavany hoe zava bita!! ireo izany no heviny!!

répondu par bazylou le 29/11/2006 00:06
2. Robert
(
17/11/2006 13:52)
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.

3. prime
(
24/11/2006 10:10)
Dinika toekarena ny eto dia irariana mba resaka toekarena fa tsy fifosàna olona no atao raha mety...