fidiko ravalo raha voavaly ny fanontaniana tokana?

1. salopard ( 16/11/2006 17:33)
tsy mpanao politika aho fa dia tsotra mahita ny momban'ny resaka lahiniriko sy ny iranien dia mba hanontany momban'ny filoha ravalomanana:
-nahoana kay no nakatona ny ambasady tao londres dia nanokatra vaovao any à colombie

-inona no vokatra @ ilay colombie, sa akaman'ny pivarotra rongony koa ve ny sasany.

Ny mpanamaina ra-kicki, ny mpnamaina any ambovoalanana majunga, ny mpanamaina ao tsimenatse toliara, ny mpanamaina ao ambalakisoa tamatave ,ny mpanamaina ao beravina fianarantsoa, ny mpanamaina ao tanambao diego, ary ny mpanamaina ao andranomanalina dia mitaraina fa lasa ny vokatra kolombianina ny tsena gasy

mitaraina ny mpanamaina zokibe levalo a!


répondu par ninonati le 21/11/2006 00:42
2. kolokanto ( 16/11/2006 17:38)
Tena salopard marina ianao!!:twisted:
3. salmo ( 16/11/2006 18:19)
http://www.youtube.com/watch?v=c8sYCh0yJJU

Hasina A por ellos oeeeeee
4. belaza ( 16/11/2006 18:33)
salopard>efa tena bitika sisa mitazona ny lohanao fa ajanony ny:@:@rehefa tsy zaka=))=))=))=))
5. salopard ( 16/11/2006 18:46)
ka izao anie ry zalahy zoky a!
bon sao misy kely aloha any fa tena...

-i londres no centre des affaires après new york, any ny bourse de matieres premieres sy ny burse d'action, ao ny club de londres
-ny fomba fanao ny zokibe levalo dia mitovy @ fanao ny mafia: ny air forces one tsy voasava ny douanes manao line direct colombie aller retour, inona no entiny; bakeo mi payer en espece longonao revalo, ry zalahy mpi blachisser argent sale izany

ka izany anie rô e! lazao ny marina moba an'ireny voyages miafina sy ny vola aloa @ na espece ireny

mba rariny kosa raha anontaniana ny zavatra azo @ colombie sy ny nanakatonana any londre, volantsika anie zokibe no miasa,
tsy reponse le hoe efa mitapy sy hoe ajanony rehefa tsy zaka
6. kitjo ( 16/11/2006 19:05)
ohatran oe ravalo irery no mandoa zavatra en espece
jereo firy2 ireo tobil ao dago sortie garage ary prototype aza ny sasany? amina miliara ny vidiny..hhmm
fa refa ravalo d tsy mety foana ze ataony e?

tadiavinao ataony trosa @volam-panjakana?

aleo fa koziko lery aza ra zay mahafaly ny mpanamaina e

7. Fiffi ( 16/11/2006 19:11)
salopard:
mba hanontany momban'ny filoha ravalomanana:
-nahoana kay no nakatona ny ambasady tao londres dia nanokatra vaovao any à colombie
tsy azoko hoe inona kay no hidiran'ny filoha Ravalomanana @ fafakatonana ny ambasady ao Londres sy ny fanokafana any Colombie ?


8. salopard ( 16/11/2006 19:17)
io reponse ny zoky fiffy sy zoky kitjo io no tena reflets ny mpomba andra8, tsisy zavatra hay momban'ny pôlitika fa dia parler pour ne rien dire

tsy zoky levalo irery nomipayer en espece, oui fa izy no president afaka manakana izany

tsy azonao ny idirany fanakatonana an'ilondres sy nanokafana an'i colombie , mapalahelo
9. salopard ( 16/11/2006 19:24)
sao mbola tsy ampy taona aloha nareo, ndana matory ry zandry fiffy sy kitjo, fa hohazavako rehefa lehibe ianareo, afaka dimy taona (ao aorianan'ny mandat ny levalo, efa ravarava i madagasikara @ izay

mampalahelo

sao misy aloha any fa tena ...
10. Fiffi ( 16/11/2006 19:29)
salopard:
sao mbola tsy ampy taona aloha nareo, ndana matory ry zandry fiffy sy kitjo, fa hohazavako rehefa lehibe ianareo,
zany ve ? :-D:-D :-D:-D :wink:


11. fijo ( 16/11/2006 20:21)
salopard an,fanontaniana iray koa ity.
mino ve nareo mpanamaina,fa ny amerikanina ,izay miasa akaiky miaraka amin'i le8,dia hanakipy maso raha manao izany fika be izany izy???????aza hadino,fa ny bekintana,dia manaramaso akaiky an'io firenena iray io.momba ity resaka maina ity,ka sarotra inoana fa misy izany raha toa ka alefa kely ny saina.
ny fanakatonana ambasady resaka vola io.lafo ny fikarakarana ny mpiasa ao londre.aza hadino,fa na ny frantsay aza dia miaiky ny alafon'nyfiainana ao bezavona ao.
12. akama2006 ( 16/11/2006 20:27)
salopard>tsotra io ra salopard a!nihidy ny ambasady britanika teto dia mba taitra i 8 kely!bihezaka nitazona ihany fa sty tafa e!

normal ka satria na dia hoe tsy mainsty natao aza ny fanenana ny isany mpiasa tao aminy foreign office dia matoa tsy nijanona izy mitaha mainy hafa dia tsy misy antenaina intsony i gasikara(resaka marche io),tadidio fa ny agnlo saxon dia pragmatika,ka raha mbola nisy tombony ho azy teo nijanona izy,saingy tsssssssss,bye!bye!bye!son!:roll::roll::roll:

tonga i trimobe haka ny zavamisy koa,izy rahateo alikakeliny zamerikain de "bouche", sty mety aminy ra elizabeta izany!i ra elizabeta tsinona olona manana fototra fa sty batard ohatrandry "bouche",izao miantoka mihinsty anaovany mponina azy ra bush idole de r8 kely!:-D:-D:-D:-D:-D

salopard a!ilay resaka moly aloha sty hitako izay lazaina ny akama e!fa dia io no mba misy aloha dia raiso eo raha mba azo raisina ihany e!sixxxx!

ary aza haratsina le salopard rangahy fa io ange izay reviny io e! izay no maha samy hafa ny zanatany frantsay sy angilisy,ny any frantsay ny ivelany idem pour les puritains zamericain fa ny angilisy na rasat aza enoa rehefa mahay sy milay dia raisiny elizabeta e!pragamatika ihany!

sa ahona hoy salopard!:-*:-D:-D:-D:-D:-D
13. fijo ( 16/11/2006 22:12)
izay,wa lafo loatra le ambasady ka naleio nidiana.ny daina indray iny afera hafa,fa tsy idiran'ny filoha ka
14. akama2006 ( 17/11/2006 00:17)
salopard> vonona ny hanejika gangana sy akoho amaborona ve nareo e!??:D
15. ravatorano ( 17/11/2006 10:10)
ny fanakatonana ambasadey hafa
ny daina resaka hafa
sa mana porofo mivaingana ra salopara momba izany
zao koa e ataovy izay tsy hahalany azy fa aza ilaozana mirediredy fotsiny e ; nenay zao d ny hahalany ny heverinay fa hitondra ny tany sy ny fanjakana no hikelezanay aina fa tsy ho variana amin ny resaka mandany nadro tsisy hanaovana propagandy kle !
16. xxx ( 17/11/2006 15:41)
tsy ampy daina angamba ra-salopard dé mirediredy:wink:, sa tena nisy naka ny marché !:wink:
17. belaza ( 17/11/2006 20:36)
aza atao resaka maina kosa ra salopard ny resaka eto a! sa niakatra koa ny vidiny daina? de tsy mahatakatra espesy intsony ra salopard? de mi delira? =))=))
18. fijo ( 17/11/2006 22:35)
avelao izy hidaina e,fa tsy ato an
19. xxx ( 18/11/2006 06:18)
:@:@:@:@:@:@ salopaaaaaaaaaaaaaaaard
20. salopard ( 18/11/2006 14:53)
ka izao anie zoki e!
ki sao misy aloha any e....!tsy ampy le dôziko, tsy de tsara le kolombianina
bon ny moban'ny hoe ny zamerikana dia tadidio fa ny zamerika dia tsotra ny azy raha mbola tsy mikasika ny fireneny dia antsika gazsy iny.
ny produit kolombianina raha mankaty dago dia tsy koa, fa raha miditra any zamerika dia zay vao mibetroka izy
-jereo ny nahazo an'i escobar, sy ny prezida noriega
raha mbola tao colombie dia tsy nasiadrizareo olana, fa raha vao miditra any miami vao gain ra-escobar sy ra-noriega
-resaka petrole ohatra taloha dia akama isaddam , tsy hita ny dictature-ny, fa vao nanohitohina ny intérêt amerikanina tao koweit dia boum!

aoka aloha fa reraka aho, tsy de tsara le produit kolombianina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661