Fa nahoana kay???
1. kolokanto
(
16/11/2006 11:46)
Fa maninona kay i bazylou no mametraka loha-hevitra de tsy hita intsony rehefa avy eo???
Izany ve no atao hoe manakorontana de rehefa vita izay atao dia mandositra fa tsy mahasahy miatrika ny valin-tenin'ireo namana??? :?:

répondu par fijo le 16/11/2006 22:21
2. Fiffi
(
16/11/2006 12:16)
indrisy fa tsy izy irery no manao an'zany ! io ange le nolazaiko hoe misy mametraka dinika de iny nanjavona eh ! de tsy fantatra na afampo izy na ahoana fa de ....
3. Fiffi
(
16/11/2006 12:36)
nga bazylou i tezitra hiany ? toa fantatrao daholo zany ny antony tsy hamaliany ny dinika nataony ? :roll:
4. Fiffi
(
16/11/2006 13:06)
tezitra marina enao zany an ! :roll: sady tsy mba azo hametrahana fanontaniana ve ? :roll:
5. bazylou
(
16/11/2006 13:33)
Dia matagoatra inona koa,,, ianareo no efa nasian'ilay 8 ny aza manadinoany koa aty aminay aty no mimenomenona
6. kelly13
(
16/11/2006 15:29)
bazylou>fa iza no mimenomenona klou zao e?
tezitra>aiza zany chiffre indiscutable napetrakao izany? ny eto mbola discutable dol alou fa aza tonga d sendaotra b iany e! ary maninona no atao @ teny espagnol? tsy ny rehetra no mahazo io fiteny io (za anisany) ka mba asio fandikan-teny azafady!

7. kolokanto
(
16/11/2006 17:37)
Fa inona no tena ankahalanao an-dRavalomanana ry bazylou a????
Raha misy ny ady hevitra politika ato dia ny foto-kevitra ny candidat no fakafakaina sy tsy itoviana hevitra fa tsy ny olona no ankahalaina!!! N'iza n'iza ireo candidat mpilatsaka ireo dia samy Malagasy ary samy olombelona ka amiko tsy hitako izay antony ankahalana olona raha tsy mifanandrify aminao ny foto-keviny!!!
Ny anao manko te tena miharihary be ny fankahalana manokana an-dRavalomanana!!!! Sao de harary fo sy ho tapaka lalan-drà tampoka alohan'ny ahatongavan'ny fotoana e!!!!:twisted:
HEVITRA NO AMPIADIANA FA TSY NY OLONA NO MIADY SY IADIVANA!

8. Lejim
(
16/11/2006 17:47)
Fa naninona no noesorina ny hevitra naroson'i tezitra teo! Zah saika mbola hiverina hamaky dia voafafa ho azy ilay izy! :)
9. kelly13
(
16/11/2006 18:16)
Lejim:
Fa naninona no noesorina ny hevitra naroson'i tezitra teo! Zah saika mbola hiverina hamaky dia voafafa ho azy ilay izy! :)
nesorina marina le izy teo satria nisy resaka mamoafady nosoratany
11. Lejim
(
16/11/2006 20:48)
ah ok,
Dia aza mampiditra hevitra mamoafady intsony ry zalahy ah! :-D :lol:

12. Lejim
(
16/11/2006 20:49)
Kay teny marina fa tsy hevitra!
Aza miteny ratsy ry zalahy fa mahasoso-po marina ny mamaky an'ilay izy!

13. fijo
(
16/11/2006 22:21)
isika wa mba mianara miady hevitra.aoka tsy hifanompa sy hifanalika.hevitra aroso dia izay no hiadivana