Tandremo ary sao kendan'ny natelina eo ka hitsoaka aty
1. bazylou
(
15/11/2006 23:38)
Tandremo hoa ny miara dia amin'ny fatsora lahy sy ny mpandainga, ny anay 5 taonaizay dia efa mazava fa vao maika nihitsoka. Ka ampio izay ia hifidy ilay 8nareo , jereo tao amin'ny arte fa tsy loyal akory lery fa nody fanina !!! tsy nahay teny frantsay angamba???
répondu par fijo le 16/11/2006 22:49
3. mitia5
(
16/11/2006 12:07)
zany an!tena fanaratsiana kosa e! ny ahy aloha de izy thany wa e!8O:oops:
4. hery
(
16/11/2006 13:00)
Tsy hitan'i bazylou mihitsy angamba ilay olana.
Ny olana dia hoe tsisy kandidà atolotrao akory. Miteny foana ianao hoe fopla ravalo kanefa tsy miteny ianao hoe iza ara no tsy fopla... dia ravalo ihany no voafidy.
Ny olana dia hoe tsisy kandidà atolotrao akory. Miteny foana ianao hoe fopla ravalo kanefa tsy miteny ianao hoe iza ara no tsy fopla... dia ravalo ihany no voafidy.
5. Robert
(
16/11/2006 21:39)
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.

6. fijo
(
16/11/2006 22:49)
hery an,ka ny olona tsy mahita anie sady tsy mahita atolotra no tsy mahita ny zavatra vita e.eo no olana.