Nazava tsara tamintsika angamba ny tao @ ARTE androany!

1. sareraka ( 15/11/2006 21:50)
Ho an'izay nahita ny reportage fohifohy izay niseho tao @ canal ARTE dia nahita ny reportage momba an'i MADAGASIKARA sy ny fahantràna ....Nisy temoignage maromaro tao nahitàna ny fahantràn'ny olona sy tenin'ireo mpanao pôlitika vitsivitsy momba ny raharaha @ ankapobeny eto @ tanàna.
Le président RAVALOMANANA un des hommes le plus riche de MADAGASCAR préside un des pays le plus pauvre du monde!...le pays s'enfonce encore dans la misére et la pauvreté.

Un président de la république et chef du FJKM et même temps c'est impensable mais vrai à MADAGASCAR....

Ary ny tena nahavariana dia ny nahitàna ireo secte mihamitombo izaitsizy.

ARTE moa ho an'izay tsy mahalàla dia chaîne allemand ny allemand izay miara-miasa akaiky @ filoha MASINA RAVALOMANANA

raha frantsay mantsy dia lazaina fa wa wa waa

MEDITATION!
répondu par Garfield le 07/04/2009 09:57
2. xxx ( 15/11/2006 22:01)
Sareraka:
1- fa angaha ny allemand rehetra dia mitovy?
ohatra tsotsotra ny chaine rehetra eto Madagasikara ve dia mitovy?
2- nahantra ve ra8 niditra teo amin'ny fitondrana?
3- FJKM tao ve izy talohan'ny nahatonga azy ho filoha sa tsia?
4- secte: ra8 ve no niteny hoe ampitomboina ny secte?

5- araka ny mahazatra, tsy antenaina hamaly i sareraka.
3. Robert ( 15/11/2006 22:09)
Marina fa mana-karena Ra-8, nanomboka t@
4. Robert ( 15/11/2006 22:10)
Mba jereo koa ity

http://fr.wikipedia.org/wiki/Marc_Ravalomanana
5. akama2006 ( 15/11/2006 22:39)
titre:ravalo debout!

ravalo debout na i manana koa!
sefo beloha sy tena katisoa
ilay fitapitaka no anton'izany!
dia ity hoe, minoa fotsiny ihany!


handroso be hono ity gasikara
ka roa taona dia vita no nambara:roll:
nifaly sy nihoby ireto sanana:*
nefa ny tena tsy misy programa!:°)

dia lany ihany ,fa par accident!:^)
nizity izay tsy izy nividy avion:wink:
ireto gasy anefa vao avy nigrevy:-*
ka mihevitena ho toy ny anjely!:twisted:

hay ny tandroka sisa no tsy naniry:evil:
fa fombany devoly avokoa no mitsiry:evil::evil:
naona izay tsy izy angaha izato izy!:}
ka mibosesika mihinana izay tsy izy!

fa aza miala eo anie ry akama!^^
fa ho hitanla izany hoe ganagana!^^
henjehina sy atao telimoka^^
mety hiafara hatramin'ny vonomoka!^^

efa hita iny ny nahazo andradidy!^^
ka dia anjaran'ialahy no misafidy^^
mikeleza aina mba hanao ny tsara!^^
fa hangidy amin'ialahy rehefa tafala!^^

mpanoratra :Asa vita no ifampitsarana!
AVI
6. hery ( 15/11/2006 22:44)
O ry zalahy a... raha izao no atao dia mbola ho lany ihany i Ravalo.

Tahaka ny resa-pinoana ihany io. Raha tiana ny handresy an-dRavalo dia mitady olona mahavita kokoa noho izy. Ho vizana eo ihany raha ny haratsian-dRavalo no ezahina havoaka. Araka ny nolazaiko hoe na ratsy toa inona aza Ravalo dia izay tiana mitombo tarehy.

Ny zavatra tokony hatao dia miezaka manao izay hahatsara ny kandidà izay hita fa handresy an-dRavalo.

Tsy vao izao anie no nisy fifidianana e.
7. Robert ( 15/11/2006 22:50)
Araho maso tsara iany aloha ny fandehan'ilay fifidiana, sao hangala-bato iany izy ka lasa lany @ 95%.

Ny olana anie de propagnade fanaratsiana no atao ny mpanohitra tsy misy tetik'asa matotra.. Mpanohitra tsy alehany, izao no ora sy fotoana tokony hanesorana an-dra-8. Nefa ry lerony mbola miady hevitra zavatra hafa...légitimité 3 déc, inona no ilaina izany fa tokony izay hialan-dra-8 ho hatao, zara aza misy élection mba hisian'ny alternance...

Afaka dimy taona indray anie vao afaka hanala azy eo, sady tsy afaka hilatsaka tsony izy, tapitra eo ny Règne-dra-8..

Tandremo fa mety ny TIM iany no hijanona eo @ izany raha mbola ohatran'io no ataon'ireo mpanohitra fôpla ireo..
8. akama2006 ( 15/11/2006 22:55)
hery> ny olana dia tsy tsapany lery akory ny "importance" ny naha lany azy taminy 2002,fa dia zatra ny lalankitakisoa dia manao hitsindalana!

manejika ny zafy lazaina mano adimpoko, sy ny ambiny nefa ny ataony tsy hitany!mihevitra izy angamba fa olona sty misy saina avokoa ny olona ka rabirabiany aminy resaka "fihaviana"!

ny lozika sy ny tantara no hilazan fa ahita surprise ilery raha mihevitra izany,ny fangatahana fitahiana tany aminy tananany RATSIRAHONANA, TSIMAHAFOTSY, dia efa fambara zavatra be!azony natao ny nanao toa ny ra8 tao aminy magro,ohatra hoe tetsy analakely,raha mpanaraka ny tantarany MADAGASIKARA,ianoa dia ahatsapa ny tiako lazaina!

misy ny atao hoe tandroka arony vozona,ary ny voromahery!natao iharo io fa rehefa mitsimbadika kosa dia be ireo efa nahery teo fa tsy afa bela!aza adino radama II,Andrianjafy.....!
9. Fiffi ( 16/11/2006 06:06)
Robert:
Araho maso tsara iany aloha ny fandehan'ilay fifidiana, sao hangala-bato iany izy ka lasa lany @ 95%.
hanao mpiambina ny urne ve zany izy ? ......


10. diamondra27 ( 16/11/2006 07:25)
Efa nandeha iny reportage iny
11. mitia5 ( 16/11/2006 12:16)
aza de atao betsaka wa lefanaratsiana fa zany no vao maika ahalany azy eo tadidio fa raha ny tombatombana aloa hatreto de lany izy e!
12. fijo ( 16/11/2006 22:44)
mbola holany izy e,ny antony dia tsotra,tsy vonona haka fahefana ny mpanohitra.
13. Robert ( 16/11/2006 22:50)
Fiffi>Arahina maso: ny fandehany fifidianana, ny fanisa-bato, ny fanaterana ny vokatra eny @ ambaratonga-pahefana rehetra. Ireo anie no asan'ireo solo-tenan'ny kandida tsirairay ao @ bureau de vote.

Ny kandida sasany moa tsy te-hanao an'io fa tonga de hanankorontana fotsiny rehefa vita ny fifidianana.

14. fijo ( 16/11/2006 22:54)
izay mihintsy.fa izao no hadinondry zalahy.ny korontana anie raha tampoka dia tafita e,fa raha efa homanina be toa io,efa mba niomana koa ny andaniny hiady amin'izay
15. akama2006 ( 17/11/2006 00:26)
fijo> tsara mihinsty hiomana ny eo aminy pouvoir izao satria tsy ho afabela!raha taminy 2001 nisy ny fihetsehampo ny aminy reservista raha raikitra ny tokoa,tsy ahavita mamory olona antsitrpo toa ireny ra8,sauf mercenera omena vola be,kanefa izay dia mitarika radicalisation satria tsy izy irery no mahay io ary raha misy mpitarika mahay etsy ankilany dia veloma baba!:roll::roll::roll::roll:

mety tsy ho anjatony fotsiny no vita be eo fa aman'arivony ary tsy hisy fairano na resaka region fa dorotanety be mahatsiravina!:evil::evil::evil::evil:

ka dia samia ho velon'aina ahita ny apres 3 dec e!
16. belaza ( 17/11/2006 20:55)
okay e, tsy aleo ve mba hifando-mbera kely fa week end sady arôzazindra8 ny akama a:-D:-D
17. fijo ( 17/11/2006 22:48)
izay wa,rehefa vita io,dia ndao hiaraka hirevy e
18. kitjo ( 18/11/2006 05:50)
o ry akama an,
fa ataon-dravalo inona hovoriana moa ny olona e!
izy ange no lany e..tsy mila mamory ol azany izy

ny mpanohitra no tokon lazaina anzany oe hahavory ol v? le ol nifidy an ra8 vo ho voavoriny?

tsy mino aho aloha fa ny inoako kosa dia tsy korontana demokratika no hiseho eo raha hisy izany fa korontana @alalan'ny fampiasan-kery fts...

ary frantsa no hovelomina amin'io (famarotana fitaova-piadiana sy fanemorana ny ekonomia ahafahany manindry antsika)

ka le vendrana retsy d hanaiky ho ampiasainy fts ..na ny fianakaviany aza mety hisy ho faty..tsy misaina a!
19. akama2006 ( 18/11/2006 09:37)
kitjo> ra8 tsy mila intsony satria efa manan vola be hanakaramana,fa asaivo miteny anie izy hoe mila rezervista hiaro ny zava misy izao e!:-D:-D:-Dangamba raha misy 100 eo amboniny tampimaso dia ho betsaka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. Garfield ( 07/04/2009 09:57)
Ianareo rehetra na momba na tsy momba an TGV ve lo mba realiste daholo e :-w ,Sokafy tsara ny maso dia mba mandiniha ny zavatra miseo @ izao fotoana izao,hihihi aza variana mifanaratsy fa las otran extremiste doll lisany ato manko :-D .ZAo ar ! asaivo mitety province ko ra8 toy ny nataon TGV raha legitime toy ny an TGV tokoa de ho hita eo marina hoe ho lany sa tsia. Ny mpomba ra8 mantsy dia mieritreritra fa Antananarivo=Madagascar hihihi ka ireo kely sisa vitsy an isa manohana ra8 eto tana dia afaka miteny fa mbola betsaka tokoa ny tia an ra8 sady mbola sahy milaza fa legitme izy ireo.Ny mifanohitra kanefa no hita mivandravandra @ izao fotoana izao satria na ny pourcentagin olona mpifidy eto tana aza dia lasa nizara roa fa tsy ho voatery tim daholo noho izany kely ny fanantenako fa ho lany tokoa ra8. ^:^ (Raha tsy hoe hangalatra sy hanao tsolotra toy ny tam 2005 ndray lery ) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3509