Ho lany Ravalomanana

1. jpeg ( 15/11/2006 21:14)
Raha izao fandehan'ny propagandy izao aloha dia aleo dia tsorina dia ny izao fa i Ravalomanana no ho lany.
Afaka 5 taona indray manarina hoan'izay te hitantana an'i Madagasikara.
répondu par fijo le 16/11/2006 22:57
2. xxx ( 15/11/2006 21:32)
Misy itovizany izany izahay sy Ravalomanana
3. Robert ( 15/11/2006 21:44)
Araho maso tsara iany aloha ny fandehan'ilay fifidiana, sao hangala-bato iany izy ka lasa lany @ 95%.

Ny olana anie de propagnade fanaratsiana no atao ny mpanohitra tsy misy tetik'asa matotra.. Mpanohitra tsy alehany, izao no ora sy fotoana tokony hanesorana an-dra-8. Nefa ry lerony mbola miady hevitra zavatra hafa...légitimité 3 déc, inona no ilaina izany fa tokony izay hialan-dra-8 ho hatao, zara aza misy élection mba hisian'ny alternance...

Afaka dimy taona indray anie vao afaka hanala azy eo, sady tsy afaka hilatsaka tsony izy, tapitra eo ny Règne-dra-8..

Tandremo fa mety ny TIM iany no hijanona eo @ izany raha mbola ohatran'io no ataon'ireo mpanohitra fôpla ireo..

4. sareraka ( 15/11/2006 21:52)
Robert:

izaho ingahy ROBY dia manaiky ny teninao kanefa mba tokony ho henoina ihany ny tenin'ireo mpanohitra SASANTSASANY izay hita fa mitombona ...NEFA dia hanaovana be marenina fotsiny izao sy didin'ny be sandry!
5. xxx ( 15/11/2006 22:07)
sareraka:
iza no niteny hoe tsy nihaino ny fitondrana? Ny mihaino tsy midika hoe harahina ny hevitrao fa ny an'n mpanohitra dia hoe raha vao tsy arahina ny heviny dia tsy nohenoina izy izay.
Misy didin'ny be sandry toa ny barazy ve eo?
6. jpeg ( 15/11/2006 22:17)
Ny zavatra mahavariana fotsiny dia lasa manenjika an'i Ra8 daholo na Frantsay, na Allemange (ARTE),....
7. Robert ( 15/11/2006 22:32)
Sareraka> inona no rarahana izay tsy fihenony mpitondra anareo mpanohitra.

Any @ vahoaka no miresaka, satria ny vahoaka no hanome ny fitondrana anareo rehefa tsapany fa marina, mitombona tsara hono ny efa hitany ny zavatra lazainareo azy ireo..
Amin'izao fotoana izao nareo afaka manory olona arakizay tratranareo, tetezo ny faritany, fokontany manerana an'i Madagasikara, hoe ity izahay mpanohitra teo aloha vonona hitondra fanjakana izahay, ireto ny programme-n'asanay izay hita fa tsy hain-dra-8 fa izahay irery iany no ahavita azy..

Inona anefa no ataonareo mpanohitra, miady an-trano, 13 ve nareo no nilatsaka. Diniho anefa hoe 13*125 000 000 Fmg + vidiny bulletin*13*isany mpifidy*2(2 tours)= vola be izany sareraka, ahafanareo ni-contré ny atao-dry ra-8. Fôpla ny mpanohitra Malagasy, inona no tsy marina @ izany...

8. bazylou ( 15/11/2006 23:49)
aminay aloha dia hita fa tsy misy ny fifidianana vanona , na ny lalana manao izany aza tsy feno, aiza koa no hisy kandida hiantoka ny bulletin sy mbola andoa vola main'ny vidim pidiran ao?? nahoana ny fanjakana no tsy mampiasa ny garantieny rehefa manao zavatra fa atsipy ohatran'ny ranon'alika fotsiny??
OHATRA NY ZAVATRA AMIDY ANY MADAGSIKARIHANY E? TSY MISY GARANTIE FA REHEFA POTIKA DIA MIVIDY NY VITA SINOA E!
9. barry ( 16/11/2006 07:15)
:lol:
10. mitia5 ( 16/11/2006 12:17)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
11. fijo ( 16/11/2006 22:57)
bazylou an,aza atao bontolo le resaka fa ampiadio tsara.tsy hoe ratsy ,fa lazao hoe maninona no ratsy.reso lahatra izahay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468