fitiavana,hifankahalalana,offre

1. colar ( 15/11/2006 20:00)
misy trano 50m miala ny ranomasina, terasse privee,any ostia,30mn miala train rome,20eu par j,misy tele,misy lakozy,akaiky todis,fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom cruise,betsaka ny azo hanampina ra ohatra ka misy mazoto,pour 2 pers io 20 eu io a,fa mora b zany ra mihoatra am hafa a,trasy vao2 vo itako d mba alefako ato e,
répondu par pimaso le 28/11/2006 14:44
2. MTN ( 15/11/2006 21:26)
misy trano 50 km miala ny ranomasina, terasse vy be, any onilahy, 30 j miala train sonierana,20ariari par j,tsisy tele,tsisy lakozy, kaly atody,fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom et jerry,betsaka ny azo hanampina ra ohatra ka misy mazoto,pour 20 pers io 20 ariary io a,fa mora b zany ra mihoatra am hafa a,trasy vao2 vo itako d mba alefako ato e,
3. diamondra27 ( 16/11/2006 07:10)
:lol:

misy trano 50 km miala ny ranomasina, terasse prix ve, any ostralia, 30" miala train capital, 20dollars par j,misy TV & dvd ,misy lakozy, kaly livré,misy clim , misy jeux vidéo fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom swer,betsaka ny azo hanampina ra ohatra ka misy mazoto,pour 2x2pers io 20 dollars io a,fa mora b zany ra mihoatra am hafa a,trasy vao2 vo itako d mba alefako ato e
:-*
4. fasaly ( 16/11/2006 08:49)
misy trano 50 miala ny ranomasina, terasse privee,any ostia,30s miala train rome,2eu par h,misy tele,misy lakozy,akaiky todis,fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom cruise,betsaka ny azo hanampina ra ohatra ka misy mazoto,pour 1 pers io 2 eu io a,fa mora b zany ra mihoatra am hafa a,trasy vao2 vo itako d mba alefako ato e, :wink::-*
5. mandrindra ( 16/11/2006 10:44)
tsy misy trano, tsy misy ranomasina, tsy misy tv, tsy misy train. fa tongava izay te hirevy
6. fasaly ( 16/11/2006 11:01)
de aiza io ry mandrindra!8)
7. mbaliana ( 16/11/2006 11:11)
:-D:-D:-D:-D ny lanitra no tafo e.. aleo tsy tohizana fa manjary lasa lavitra loatra
8. ari.malala ( 16/11/2006 12:59)
:-D:-D:-D:-D
9. diamondra27 ( 16/11/2006 17:05)
des milliers étoiles

tena bi1

10. colar ( 16/11/2006 19:35)
tokony atao gratuit marina le izy e,hahahha
11. fasaly ( 16/11/2006 19:56)
kou tsy voa mafy lay topotrano raha gratos kosa:roll::P
12. Fiffi ( 16/11/2006 21:46)
hummmm...ka iza ary note-hanao noce kely eh ?
13. Fiffi ( 16/11/2006 21:46)
no te...:)
14. mandrindra ( 17/11/2006 09:42)
fasaly, io efa novalian'i mbaliana io, ety ambany lanitra. koa tongava maro fa misy isan'andro isan'andro io
15. colar ( 17/11/2006 18:08)
zany we ra ana letrano ,tena nataoko gratuit mintsy,manao guide mankany alo no vitako zao,avy eo hita eo
16. tsimatimanota ( 28/11/2006 13:11)
misy trano 50m miala ny ranomasina, terasse trano sachet, akaiky lakan-drano, equippée baoritra sy kapoaka, misy tokotelo, fa milay b izany a, otran'i 4 mi mihitsy raha vao makao, betsaka ny azo anampiana , pour 2 pers io , gratos, fa tsisy vidiny izany mihoatra @ hafa , mbola omeko 20euro par jour izay makao, taratasy vao2 vo itako t@ metron' Analakely d mba alefako ato e
17. diamondra27 ( 28/11/2006 14:07)
ohatrinona ny métro
18. pimaso ( 28/11/2006 14:44)
50 Ariary ny ticket fa mahazo mijanona 1 andro sy 1 alina ao , manao inspiration
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3399