Mitady oul mipetraka any Pau
1. booboo
(
14/11/2006 19:33)
Mba te hifampiresaka @ namana mipetraka any na manodidina an'i Pau zà ô ! Raha misy ao Oloron-Sainte-Marie dia vao maika tsara beeeeee mihitsy :D
:)
:)
répondu par Fiffi le 28/11/2006 05:49
6. nolalaina
(
14/11/2006 22:39)
booboo : iza ndray zany oul mipetraka na manodididna ny pot tadiavinjy zany?? :wink: tsy oul poritra ve aky zany?? :-D :-D :-D
vazy² ny anà an :-* :-* :-* fa za tsy mahalala kou !!
vazy² ny anà an :-* :-* :-* fa za tsy mahalala kou !!
8. cutie
(
15/11/2006 01:40)
Mpandefa : nolalaina [ Valio ] 14-11-2006 23:39:32
Lohateny : Re : Mitady oul mipetraka any Pau
booboo : iza ndray zany oul mipetraka na manodididna ny pot tadiavinjy zany?? tsy oul poritra ve aky zany??
:-D:-D:-D:-D:-D
9. degree
(
15/11/2006 02:45)
..............de tsy ahita angamba ianao satria menatra izy raha mahita anao...........:-D:-D
13. janni
(
15/11/2006 09:29)
fa enao ngah efa any? za az aty bordeau fa enao ve miasa @ hopital any pau?
16. Fiffi
(
15/11/2006 11:32)
tsy hainareo ve le "expression hoe manque de pot" ? de nahita hoe Pau zah de novaliko hoe "manke de pot" :oops::-D:-D:-D:-D
17. nolalaina
(
15/11/2006 19:05)
mandrindra:
fa maninn no hoe hopital???
:-D :-D satria refa voan'ny bobo ngeh de miditra hopital éh!! :-P
booboo : :-*