sarodevonina
![](https://avatar.serasera.org/7cad9ba1f56c6023cf3e179e9a8f1852.jpg)
1. titimms
(
14/11/2006 18:23)
Asina siramamy kely hono ry reto ny sakafo saro devonina de tsy manin an. ex : crevettes , ravitoto, choux, ... sady mba manome tsiro kely e
répondu par titimms le 03/12/2006 17:16
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
3. Fiffi
(
14/11/2006 20:34)
ny laisoa sy ny ravitoto aloha no tena fantatro hoe hasiana siramamy kely hanalana ny acidité-ny koh !
![](https://avatar.serasera.org/dde6ecd6406700aa000b213c843a3091.jpg)
4. mimi
(
30/11/2006 07:25)
dia hoatran'ny ahoana ny fatrany siramamy hampiasaina ary amin'ny fotoana inona no handrotsahana ilay siramamy efa masaka ve sa rehefa mangotraka ohatra vao arotsaka ny siramamy ?
![](https://avatar.serasera.org/7cad9ba1f56c6023cf3e179e9a8f1852.jpg)
6. titimms
(
03/12/2006 17:16)
mimi > rehefa mandrotsaka sira njy dia alefa koa le sucre kely, 1 pincée de efa ok;