raha tsy voaatitra tokoa moa izany ny bulletin

1. bazylou ( 14/11/2006 14:32)
de vote dia ahoana ny hanjo ny ambiny amin'ireo candidat ??
REhefa naka ny volany ihany ny fanjakana nahoana tsy nampiasa ny garantieny ny fanjakan, fa ny hitaky vola ihany .
Maninona no navela tsy hiala amin'ny fitondrany ny prezda ankehitriny ??
répondu par fijo le 14/11/2006 23:49
2. Fiffi ( 14/11/2006 15:04)
anontanio izy....
3. lagoon ( 14/11/2006 16:00)
Ny sarety leity tsy mandea aloa ny omby a.
Rehefa te hilatsaka dia tsy maintsy homanina daholo izany rehetra izany.

Ohatran'io anao Coupe du Monde dia hihindrana maillot any @ arbitre na any @ Brésil na France ny ekipa hafa fa tsy vonona.

:°)
4. Rainikarabo ( 14/11/2006 16:43)
tsy hitako izay antony nirotsahana rehefa tsy ampy fahavononana. Sanatria ohatran ankizy kely milalao.
5. mandrindra ( 14/11/2006 17:07)
ahoana tokoa re ny hanjo an'ireo izay tsy nahatitra ny biletà e??
fa hadisoan'iza re raha tsy tonga ara-potoana ny biletà e??
indrisy, dia tsy afaka mifidy andry zareo ny vahoaka marobe nanantena azy ireo ô????
tena tsy rariny mihitsy izany an !!!!
6. Lejim ( 14/11/2006 17:11)
lagoon:

Ny sarety leity tsy mandea aloa ny omby a.
Rehefa te hilatsaka dia tsy maintsy homanina daholo izany rehetra izany.

Ohatran'io anao Coupe du Monde dia hihindrana maillot any @ arbitre na any @ Brésil na France ny ekipa hafa fa tsy vonona.

:°)

Saika ho marina ny argument-n'la fa misy indro kely. Amin'ny mondial dia apetraka mialoha ny regle de jeu, fa amin'izao fifidianana izao kosa dia ny arbitre no mamoromporona ny regle du jeu tiany hampiharina, mba hampandreseny ny ekipa favori-ny! :-D
7. lagoon ( 14/11/2006 18:35)
Lejim:

Efa mazava leisy ny régles.Ny sasany no mitady hihemotra,tsy hilatsaka,hilatsaka,tsy fantatra be ihany?
Efa 8 volana ange izao no efa fantatra fa @ 3 Désambra ny fifidianana e!Fa inona foana no natao hatr'izay?

8. belaza ( 14/11/2006 20:09)
..dia mihena ny olona ho fidiana ko inona mo ny blem amizany e, enao ve hanao trano de tsy ho fantatra dieny mialoha ny vola hilaina? mampimé behh=))=))
9. fijo ( 14/11/2006 23:49)
lejim an,ny reglement efa fantatra efa ela,fa ry zalahy mihintsy no tsy ampy sosy dia miadana be ny asanydia izao tsy vita ny buleta.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.11