lohahevitra pôlitika
1. mandrindra
(
14/11/2006 10:32)
maro dia maro ao ny lohahevitra pôlitika, isankarazany mihitsy, efa tsy ho araka intsony fa samy mamantsika daholo manohana izay andrian'ny sainy.
toy izao anefa no hitako miverina matetika : ny mpanohina ny fitondrana dia mihizihizy amin'ny lalana vita, sekoly namboarina sy ireo asa mivaingana vitanandritra ny 5 taona. ny mpanohitra dia tsy mahita afa tsy ny fianana mihalafo, fahefamividy mihena, fihenan'ny sandan'ny ariary, fifidianana tsy manaraka ny fenitry ny lalampanorenana.
asa marina daholo ve ireo voalaza ireo sa rehefa misy tohanana dia ny tsara ihany no hita ary rehefa misy toherina dia ny tsy mety ihany no dradradraina???
maninona moa ireo izay manohana kandida raha manokatra lohahevitra dia mizara sy manazava ny tetikasa, raha manana, ho entin'izay olona tohanany hampandrosoana an'i madagasikara ????
eritreritra sendra nandalo ny ahy iny. taitra indray aho ity, hay aho eto anoloan'ity milina ity.

répondu par Fiffi le 18/11/2006 21:05
2. kelly13
(
14/11/2006 10:55)
za kou mahita an'izany ry mandrindra d zany no tsy d hidirako lalina @ resaka pôlifika fa mandany rondohany eo fotsiny za lol
d ento ary ny tohitra sy ny tohana ry zareo a:)
d ento ary ny tohitra sy ny tohana ry zareo a:)
3. sonwin
(
14/11/2006 11:00)
Tohizo ny lalantsika :D, io ny anay, fehezan-teny mirakitra zavatra maro sy mamehy ny fandaharan'asa:@
4. ratonga
(
14/11/2006 11:14)
sonwin:
Tohizo ny lalantsika :D, io ny anay, fehezan-teny mirakitra zavatra maro sy mamehy ny fandaharan'asa:@
zà ko manohana an'lé lalana=D=D=D
5. jentilisa
(
14/11/2006 15:03)
Ka rehefa miresaka tsinona dia misy ny takonana ary misy ny avoitra. Dia arakaraky ny hamainty na hafotsin'ny zavatra hita no hifidianana.
8. mandrindra
(
15/11/2006 10:02)
sonwin, misaotra amin'ilay fandaharan'asa, fa na izany aza tsy dia kôpy loatra ny tenanay hoe mankaiza ilay lalana tohizana :wink:
9. ninih
(
15/11/2006 15:53)
sarotra be izany dinika izany fa aleo ny lalana tohizana hiampitana ranomasina ay e!
10. Fiffi
(
15/11/2006 17:51)
mandrindra:ka manana ve aloha ry zareo ? toa tsikera be fotsiny ny zavatra hita fa tsy misy manomé vaha-olana akory.....
maninona moa ireo izay manohana kandida raha manokatra lohahevitra dia mizara sy manazava ny tetikasa, raha manana, ho entin'izay olona tohanany hampandrosoana an'i madagasikara ????.
11. boubounezy
(
16/11/2006 01:23)
ny anah alou ny vavolombelony piasa no bainga fa zé tsy maita zé vita any efa mety jambena izy zany fa zé tonga eo tsy maintsy atao wé ratsy fona na manao na tsy manao tsy eloko vé mba maka lé mba itako navta zavatra??? refa midépansa ny fanjakana manao zavatra tsara, dé mba mety miakatra kly ny vidimpiainana mba mba ifandanja ny vola miditra sy ny mivôka fa ra tsy zany ngamba mety maty dôly tsika gasy, aza ny olana tsy mampivôtra fona ny anovana bé ranomaso fa tsy ho tafavôka mintsy madagasikara ra zany fona!!! aleo ovaina ny toentsaintsika gasy alou si non very tsika ny vahiny manjaka sns... zé tonga eo adao isôrana an'I zanahary sy angatanaha mafy A@ mba ho tsara na dé misy aza ny tsy mety sy tsy mifanarka @ eritreritritsika fa zé vôfidy eo zany no anjara kou inn njayyyyyy!!!!! ny anah manokana dé zé mivôka eo dé isôrako an'Atra ary mba mivavaka mny tena mba ahay itindra ny firenena zé lany eo naiza na iza!:P
12. mandrindra
(
16/11/2006 10:35)
Fiffi:
mandrindra:ka manana ve aloha ry zareo ? toa tsikera be fotsiny ny zavatra hita fa tsy misy manomé vaha-olana akory.....
maninona moa ireo izay manohana kandida raha manokatra lohahevitra dia mizara sy manazava ny tetikasa, raha manana, ho entin'izay olona tohanany hampandrosoana an'i madagasikara ????.
fiffi, miandry ny mpanohana azy 14 mba hanazava ny an'ny tsirairay e.
14. ninih
(
16/11/2006 12:10)
io anie ka misy ny faminganana (mety @ ireop tsikera ireo) ny hafa e! hita ko fa betsaka ny gasy no mbola mora rebirebena @ resaka politika. sy mora ahodina @ ny lohany satria na ny isanjatontsika aza anie ka ny mpamboly no maro anisa e! izany hoe "naif" lotra de ze mahatolotra azy ireo no fidiny sy ze hono² malaza e! nefa na izany aza ze tonga eo tsy maintsy misy tsininy daolo fa ze hita amiko fa nahavita betsaka no tsara ho lany. maro @ ireo kandida ireo no efa t@ fitondrana izany hoe efa hita ny zavatra nataony izany ka tokony hietsika mafy fotsiny ny ataoko hoe intellecte kokoa @ gasy mba hampahiratra ny mila tarihina e!