matoa aho nifidy anao
1. yr
(
13/11/2006 12:11)
saika mba hangataka ny hiran'i voanio
répondu par Fiffi le 13/11/2006 18:18
2. Fiffi
(
13/11/2006 13:40)
ilay hoe:
Matoa aho nifidy anao , satria
Ny hendrika sy ny bikanao
Dia mambabo ny foko efa tia
Tsy fantatro izay any aoriana
Zay mety ho vokatr'izao
Ny foko no feno hafaliana
Satria tiako ianao .....
Matoa aho nifidy anao , satria
Ny hendrika sy ny bikanao
Dia mambabo ny foko efa tia
Tsy fantatro izay any aoriana
Zay mety ho vokatr'izao
Ny foko no feno hafaliana
Satria tiako ianao .....
3. lapino
(
13/11/2006 14:43)
yr:Kay le! Saika neveriko fa resaka propagandy :-D:-D:-D
matoa aho nifidy anao
5. lanto
(
13/11/2006 15:41)
Fiffi:
ilay hoe:
Matoa aho nifidy anao , satria
Ny hendrika sy ny bikanao
Dia mambabo ny foko efa tia
Tsy fantatro izay any aoriana
Zay mety ho vokatr'izao
Ny foko no feno hafaliana
Satria tiako ianao .....
Matoa aho nitady anao
Satria
Ilay foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Hery tsy haiko resena
Sento sy embona koa
Ny baikon'ny fo raha jerena
Dia tokana mba te ho roa
Nanavaka anao tao anatin'ny maro
Nitady anao eram-bazantany
Saika tsy nahita anefa (saika... tsy saika tsy... nahita anao.....)
Indro tazako ianao
Ary tsapako tsapako tamin'izay
Fa tanteraka ny nofiko
Tsy haiko zay diso sy marina amin'ireo an ! Rehefa ela tsy heno ny hira mampamorona :-D
6. Fiffi
(
13/11/2006 15:51)
Lanto: tena marina ny andry io kah ! :oops: fa ny ahy zay tsarohiko kely fotsiny no nataoko hihihih fa vao nohenohiko teo io hira io de io lazaindry io mihintsy le izy . :):-*
7. lanto
(
13/11/2006 17:37)
iza no andininy voalohany d iza ny faharoa ? Mba araho hoe raha manana i fiffi ?
8. Fiffi
(
13/11/2006 18:18)
Matoa aho nitady anao
Satria
Tsaroko tanatiko tao
Ilay foko nitempo fitia
Hery tsy haiko resena
Sento sy embona koa
Ny atin'ny fo raha jerena
Dia tokana mba te ho roa
Nanavaka anao tao anatin'ny maro
Nitady anao eram-bazantany
Saika tsy nahita anefa (saika... tsy saika tsy... nahita anao.....)
Indro tazako ianao
Ary tsapako tsapako tamin'izay
Fa tanteraka ny nofiko
Matoa aho nifidy anao
Satria
Ilay hendrika sy bikanao
Dia nambabo ilay foko efa tia
Tsy fantatro izay ao ariana
Izay mety ho vokatr'izao
Ny foko dia feno hafaliana
Satria tiako ianao.
