boufff

1. fanaina ( 12/11/2006 17:36)
mafinaritra ahy ny manao esport karazany betrabetraka fa tena lafo be ny any @club nefa ny publique vitsy ny grup feminin, izany hoe nisy ihany teo aloha fa efa rava dol.
répondu par Fiffi le 16/11/2006 12:09
2. fanaina ( 12/11/2006 18:10)
publique vitsy ny grup feminin tsy misy
3. Fiffi ( 12/11/2006 18:37)
boufff ?:roll:
4. degree ( 12/11/2006 19:32)
mamorona indray club re,tsy ny any @ dojo ihany akoryny club fa na ao antrano aza ianao de efa mahavita sady ao koa ianao tsy misy mpanelingelina e!
bouff !
5. Fiffi ( 12/11/2006 21:25)
fanaina: inona akia ity boufff ?
6. Aino ( 13/11/2006 12:37)
mamorona indray club re,tsy ny any @ dojo ihany akoryny club fa na ao antrano

ka rehefa ao atrano anie dia variana manao zavatra hafa faona eh!! ny ahy tonga dia any apotony mihintsy no tiako!!
7. Aino ( 13/11/2006 12:38)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 12-11-2006 22:25:22
Lohateny : Re : boufff
fanaina: inona akia ity boufff ?
manahirana no tiako ambara @io.
8. Fiffi ( 13/11/2006 14:48)
9. Angie ( 14/11/2006 10:18)

Tena tsy hitako zao zay hidiran'io hevitra io ato @ antson'ny fo fa dia avelako eo aloha fa toa misy mahazo ihany lay resaka. :lol:

Za alou dia tena fanina @ fampiasana ity Forum antson'ny fo ty njay2 e. @ manaraka afindra daholo zay lohahevitra tsy mazava tsara toy izao.
:D
10. fanaina ( 14/11/2006 11:08)
Mpandefa : Angie [ Valio ] 14-11-2006 11:18:15
Lohateny : Re : boufff

Tena tsy hitako zao zay hidiran'io hevitra io ato @ antson'ny fo

miantso @fo aho satsia tiako ho atao ilay izy nefa tsy tratrako:) izay no antony
11. raby ( 14/11/2006 11:11)
Salii daholo
12. Fiffi ( 14/11/2006 18:37)
salut raby de tongasoa koa enao fa hitako fa namana vao2 :) de mazotoa mi-forum :)
13. Angie ( 14/11/2006 20:32)

Fanaina> tokony any @ fanatanjahatena io na any @ Eritreritra mandalo.

vakio hoe inona no lohahevitra tokony hiditra @ antson'ny fo ao @ fampidirana forum ao.

14. Angie ( 14/11/2006 20:34)
Fanaina>
Forum antson'ny fo:

Dia rehefa tena hitady namana akaiky kokoa ianareo dia ity forum ity ampiasaina. Ato ihany koa valiana. Raha misy mariazy raikitra na zaza teraka dia mba ampidiro amin'ilay hoe forum Vavolombelona :)
15. Fiffi ( 14/11/2006 20:38)
Fanatanjahantena marina izy ity ...:)
16. bmw307 ( 14/11/2006 22:01)
zany en! nefa aho miditra eto foana fa tsimbola nahazo namana mihintsy hatramin'izao.
17. Fiffi ( 14/11/2006 22:02)
zany ve ?:roll:
18. Aino ( 15/11/2006 10:40)
marina iznay eh!!
Mpandefa : bmw307 [ Valio ] 14-11-2006 23:01:24
Lohateny : Re : boufff
zany en! nefa aho miditra eto foana fa tsimbola nahazo namana mihintsy hatramin'izao
izaho aza hinamana aminao hoe.
19. ninih ( 15/11/2006 15:14)
ary sao de nitady na tsy ampy aza le antson' ny fo nataon'i bmw307 e! io izao de iray
20. Fiffi ( 16/11/2006 06:30)
ka mba manao effort ve aloha i bmw @ fitadiavana namana ? satria ianao hita de tsy hita ela hiany ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4074