hono hoa! mba mahalina ity

1. xxx ( 12/11/2006 09:58)
hono hoa ry reto le lhl tsy ampy sperme reny ve miteraka sa ahoana? inona no antony mahatonga izany
répondu par batita le 16/01/2007 11:06
2. booboo ( 12/11/2006 10:07)
aôna no ahafantaranao fa tsy ampy ? :-D:-D:-D nosandainao angaha hoe firy ml lé izy ? :-D:-D:-D
3. tywa68 ( 12/11/2006 10:13)
tsy ny quantité anie no jerena fa ny qualité ê ! dia misy ny miteraka zany !
4. fasaly ( 12/11/2006 10:50)
marina zany!:roll::roll::roll: raha kantité nefa tsy mahavita ny asany tsy mahavita zaza zany:-Draha kalité izy na voniny ray fotsiny aza no lasa any am ovule de mahazo zaza foana:wink:
aleo kely tsara toy izay be tsy andraofana :-D:-Dam famokarana zaza io an!:-P
5. titimms ( 12/11/2006 17:05)
mahaiza mankafy fotsiny de ok
6. degree ( 12/11/2006 19:44)
1/aleo kosa aloha feno tsy mikombana toy izay tapany mihontsana
2/Aleo koa kely matanika toy izay be matsatso lohany fotsiny(ohatra: raha manamboatra café ianao aiza no tsara atao kely matoy sy be ronono ve sa feno siny nefa matsatso be
nefa io dia samy manana ny yoe-batana nomen-janahary azy jereo fa misy aza tanora nefa tsy miteraka ,any koa nefa misy lahy antitra nefa mbola mitifitra ihany ,ka sarotra ihany no mandinika azy e!,toe-batana io ka asa aloa....................
7. fasaly ( 12/11/2006 19:53)
:-D:-D:-D
8. degree ( 12/11/2006 19:55)
Eny e ny vokatra anie no anontaniana ry thimms e fa tsy hoe "mahaiza mankafy fotsiny de ok " raha ny fy fotsiny no jerena dia ........ Dia maro ny fomba efa misy mpanao nefa tsy any no tanjona fa ialay menakyny aina mba hanjary zaza ve?
9. tslem ( 12/11/2006 20:22)
:roll::roll::roll:
10. booboo ( 12/11/2006 20:25)
degree > dé raha zany dé ndana manao sperma-truc machin chose e ! lé fitiliana hoe manakory ny fahasalaman'ny zozos kely ao satria miankina @ reo ny raha ...mbaka ny hoe tsy misy pbs @ fanana anaka koa lé vehivavy mazava ho azy...
11. degree ( 12/11/2006 20:34)
Mangataka fanazavana bbkokoa re!
12. xxx ( 13/11/2006 08:09)
tsy izany anie fa hoe tsy ampy isa eh! de inona no antony mahtonga izany?
13. booboo ( 13/11/2006 08:20)
:-D:-D:-D:-D ngah ny sperme isaina ? ny zozos hoe !

14. xxx ( 13/11/2006 08:38)
misy isany io eh! aiza enao zany
15. xxx ( 13/11/2006 08:39)
sady tsy azoko le zozos tinao tenenina
16. mandrindra ( 13/11/2006 14:23)
xxx, angaha nareo manisa izaky ny mahatonga no mahafantatra hoe tsy ampy isa?? dia firy izany ny isa normaly?
17. titimms ( 13/11/2006 19:03)
degree : ka zao ane rehefa tsy misy fy eo de lasa bal blanc fona, tsy ny lahy iany anie no tokony haka fy fa ny vavy koa e. rehefa miaraka dia mipetraka foana io, fa tsy hoe ny isany akory no mampipetraka azy na tsy
18. Zina ( 13/11/2006 19:06)
ny X sy ny Y chromosomes ry reto a
19. booboo ( 13/11/2006 19:20)
xxx > aiza enao zany ara ! ny zozos r'ingahy no isaina sy jerena ny qualités-ny a , fa tsy ny sperme ! permatozoïdes zany zozos :-D:-D:-D:-D.
20. booboo ( 13/11/2006 19:22)
Titimms > na samy mankafy aza ka ratsy qltés ny zozos n-drangahy na tsisy ovule ramatoa dé tsisy zaza mipetraka zany ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2176