Mr RAZAFY
1. lohanazy
(
09/11/2006 09:20)
bonjour,
mba ma,gataka tononkiran'ny Mr Razafy. Ny lohateny tsy hay fa ny fanombohany no misy hoe "atao ahoana no filaza....".
Misaotra betsaka
lohanazy
mba ma,gataka tononkiran'ny Mr Razafy. Ny lohateny tsy hay fa ny fanombohany no misy hoe "atao ahoana no filaza....".
Misaotra betsaka
lohanazy
répondu par ninih le 10/11/2006 14:03
2. lanto
(
09/11/2006 09:55)
ATAOKO AHOANA
Ataoko ahoana ny filaza
Ny ato am-poko manirery
Na dia lavitra aza ianao
Eny n'aia n'aiza izany
Tafasaraka isika
Mahatsiaro tena very
Ny eritreritro mipetraka
Eo anilanao hatrany
N'aiza n'aiza misy ahy
R'ilay nomeko ny fitiavako
Tsy mba tanako ny sento
Ny vetsovetsoko tsy hangina
Voafefin'ny elanelan-tany
Ka takona ny tavako
Ny embonembona tsy maty
No ianao ry olon-tiana
Tsy hohadinoiko ianao
Raha mbola tany koa ny tany
Ny masoandro vao maraina
Afaka hanambara izany
Fa ranomason'olon-tia
No mandena ny takolaka
Raha mamisavisa anao
Amin'ny andro tolatolaka
Tsy hivoana sanatria
Na ho voakosoka ato an-tsaiko
Ireo teny mamy izay natao
No hany sisa mba hapetraka
Ireo voady nokasaiko
Ny miova tsy mba haiko
Jambanao izato tenako
Toa iharan'ny hetraketraka
Ataoko ahoana ny filaza
Ny ato am-poko manirery
Na dia lavitra aza ianao
Eny n'aia n'aiza izany
Eny n'aiza n'aiza izany .....
Efa azo jerena ao amin'ny tononkira : http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4014
Ataoko ahoana ny filaza
Ny ato am-poko manirery
Na dia lavitra aza ianao
Eny n'aia n'aiza izany
Tafasaraka isika
Mahatsiaro tena very
Ny eritreritro mipetraka
Eo anilanao hatrany
N'aiza n'aiza misy ahy
R'ilay nomeko ny fitiavako
Tsy mba tanako ny sento
Ny vetsovetsoko tsy hangina
Voafefin'ny elanelan-tany
Ka takona ny tavako
Ny embonembona tsy maty
No ianao ry olon-tiana
Tsy hohadinoiko ianao
Raha mbola tany koa ny tany
Ny masoandro vao maraina
Afaka hanambara izany
Fa ranomason'olon-tia
No mandena ny takolaka
Raha mamisavisa anao
Amin'ny andro tolatolaka
Tsy hivoana sanatria
Na ho voakosoka ato an-tsaiko
Ireo teny mamy izay natao
No hany sisa mba hapetraka
Ireo voady nokasaiko
Ny miova tsy mba haiko
Jambanao izato tenako
Toa iharan'ny hetraketraka
Ataoko ahoana ny filaza
Ny ato am-poko manirery
Na dia lavitra aza ianao
Eny n'aia n'aiza izany
Eny n'aiza n'aiza izany .....
Efa azo jerena ao amin'ny tononkira : http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4014
3. lohanazy
(
09/11/2006 11:19)
misaotra @ ilay tononkira mr razafy. f'angaha ianao mamaly io miasa ato @ serasera sa olon avy any ivelany.
lohanazy
lohanazy
lanto:
ATAOKO AHOANA
Ataoko ahoana ny filaza
Ny ato am-poko manirery
Na dia lavitra aza ianao
Eny n'aia n'aiza izany
Tafasaraka isika
Mahatsiaro tena very
Ny eritreritro mipetraka
Eo anilanao hatrany
N'aiza n'aiza misy ahy
R'ilay nomeko ny fitiavako
Tsy mba tanako ny sento
Ny vetsovetsoko tsy hangina
Voafefin'ny elanelan-tany
Ka takona ny tavako
Ny embonembona tsy maty
No ianao ry olon-tiana
Tsy hohadinoiko ianao
Raha mbola tany koa ny tany
Ny masoandro vao maraina
Afaka hanambara izany
Fa ranomason'olon-tia
No mandena ny takolaka
Raha mamisavisa anao
Amin'ny andro tolatolaka
Tsy hivoana sanatria
Na ho voakosoka ato an-tsaiko
Ireo teny mamy izay natao
No hany sisa mba hapetraka
Ireo voady nokasaiko
Ny miova tsy mba haiko
Jambanao izato tenako
Toa iharan'ny hetraketraka
Ataoko ahoana ny filaza
Ny ato am-poko manirery
Na dia lavitra aza ianao
Eny n'aia n'aiza izany
Eny n'aiza n'aiza izany .....
Efa azo jerena ao amin'ny tononkira : http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4014
4. lohanazy
(
09/11/2006 11:25)
merci t@ ilay tononkira. i Lanto angaha miasa ato@ serasear sa olona ivelany?
5. lohanazy
(
09/11/2006 11:28)
merci t@ ilay tononkira. i Lanto angaha miasa ato @ serasera sa olona ivelany?
