zazavavindrano

1. bmw307 ( 08/11/2006 00:53)
elaniela fa nahita fa tsy nandre intsony fa nisy zazavavindrano niakatra atanety, nefa tsitia vovotany
répondu par Fiffi le 12/11/2006 07:23
2. cutie ( 08/11/2006 01:31)
taiza zany:lol::lol::lol::lol:
3. Fiffi ( 08/11/2006 06:06)
bmw307: :roll: taiza no nisy an'zany ?
4. jentilisa ( 08/11/2006 06:29)
Zazavavy tia rano ve tsy hisy foana e! :°)
5. diamondra27 ( 08/11/2006 07:08)
:D

de nentinao t@ bmw-nao ve?
Sambatra ianao nahita fa tsy nandre.

Tantarao e!de nisakafo izy ve? de inona hono ny mission-ny ?
dE naninona izy no tsy nijanona tanaty rano etc...
6. Imahaka ( 08/11/2006 08:42)
bmw307> ka nahita ilay wam 'nareo daoro be izy dia tsy naharitra e
7. caprio ( 08/11/2006 12:05)
bmw307:mbola tsy milatsaka akory ve ny orana de milaza fa nahita atsanga ndray nareo,tsy marina io fa nareo aza milaza fa bmw307 kanefa tsy misy zany fa ny peugeot no misy 307 ka izay no mety antony tsy hinoan'ny sasany anareo tsony
8. diamondra27 ( 08/11/2006 12:37)
:-D:-D
9. Fiffi ( 08/11/2006 17:19)
10. caprio ( 08/11/2006 22:40)
Zao nareo hiomehezan'i diamondra sy fiffi fotsiny
11. pitramix ( 08/11/2006 23:13)
De tantarao hoe lava volo ;misy kirany ve??:-D:-D
12. diamondra27 ( 10/11/2006 11:14)
caprio: lazao raha tsy nihomehy ianao namaky ity dinika ity?

Na le nynamalianao azy loa aza ange no tena nampihomehy ahy e!:lol:

bmw: de naninona n tsy niverina intsony nefa zahay liana be @izany zazavavindrano izany
13. rabaradaka ( 10/11/2006 13:45)
Misy tary nama tena miteniteny foana sy mivaha mihitsy, taiza indray no nisy zazavavindrano izany ?
14. Fiffi ( 11/11/2006 21:46)
caprio:
bmw307:mbola tsy milatsaka akory ve ny orana de milaza fa nahita atsanga ndray nareo,
caprio: io no mamphomehy ahy kosa an! :-D:-D nga mila hoe latsaka kosa ny orana zay vao mety ahita an'io ? ihihihihi fa mety hoe nahita sipa hummmm manja be kosa angamba i bmw de nataony hoe zazavavindrano kah ! :)


15. caprio ( 11/11/2006 23:54)
Fiffy:fa nga mbola tsy henonao ilay fiteny malagasy mano we ,mahita atsanga tsy aman'orana ,ary ny atsanga dia tsy misy mintsy raha tsy @fotoanan'ny orana
16. caprio ( 12/11/2006 00:00)
diamondra:tsy dia mampihomehy ahy ny zavatra tahaka an'itony fa za koa anie efa zatra mihaino ireny angano t@ radio ireny taloha e,ka ndrai2 ary lasa mampatsiahy ny angano taloha itony atsanga tsy aman'orana itony:(:(:(
17. Fiffi ( 12/11/2006 07:23)
caprio: heu...toa mbola tsy aiko akia io an!
Fa ny angano gasy kosa aloha tena ....mahafinaritra ! de lasa :(:(:( ve ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.264